19/07/2026
Misaotra an’ilay madame tompon’ity aloha fa tonga foana izy 😍🙏
1/2 andro no nandefasany ny commandeny fa natao tamin’izay zavatra nisy teo fa tsara kosa aloha ah 😘🥰
❌️Izahay tsy mametra fotoana amin’ny fandraisanay commande fa raha mbola misy place sy fotoana afaka anaovana dia riatanay foana 😁🤭
❌️Dia ato aminay koa misy prix d’amie ah 🤩❤️🔥❌️ (efa hainareo cliente tsara zany) fa tongava manao namanay koa 😂🫣🥰
❌️❌️❌️Dia mifona koa aho aminareo mpanao gâteau izay mahita ny sary ato fa mitondra sary avy any ny cliente dia hoe ohatran’io mihitsy dia riatanay foana ihany koa fa misy modification kely 🫣🥴❤️🩹(fa aza tezitra🙏)
Dia hifonana amin’ny indrokely ndraindray, misaotra anareo tsy nisorona 🙏
Dia mankasitraka anareo nanao retour tsara be fa manome motivation be ho anay ireny 🙏💝
❤️Dia mirarisoa be ho anareo rehetra hatrany👋