13/02/2025
Amin'izao ankatoky ny Saint-Valentin zao dia afaka mandray commande izahay Ho antsika izay liana. Ireto avy ny menu
* Mine-sao spécial crevette : 10000 ar
* Assiette beignet de crevette (10 pièces avec crudités) : 10000 ar
* Spaghetti carbonara aux crevettes : 12000 ar
* brochette de crevette ( avec crudités) : 12000 ar
Afaka ampiarahana amin'ny jus naturel.
Misy ny livraison na afaka alaina eo amin'ny Mi'Sakafo en face hotel Ny Havana bazar Morondava.
Midira Mp na antsoy ny laharana 0322571940 na 0344789961 ho an'izay anao commande. Misaotra tompoko