25/06/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Misokatra ho antsika hiara hankalaza ny fetim-pirenena ny Restaurant & Snack La Ruche Tsaralalana ny 25 jona mandrakalina sy ny 26 jona tontolon'ny andro !
🇲🇬 TONGAVA TONGAVA ! 🇲🇬