Lalaina Honorencia

Lalaina Honorencia Pour vos fêtes: mariage, naissance, fiançailles, soutenance ou bien réception, commandez vos gateaux 🎂 en ligne Avec Lalaina Honorencia 👩‍🍳

Hafatra Maika be!!!!very ny Agenda sy Tel ary ny entana vitsivitsykoa. MIANGAVY Anareo rehetra mañana commande mba hidit...
13/09/2026

Hafatra Maika be!!!!

very ny Agenda sy Tel ary ny entana vitsivitsy

koa. MIANGAVY Anareo rehetra mañana commande mba hiditra mp azafady

dia.Izay handefa vola a compté aloha dia aleo mba amin'no Orange money

032 61 157 27 Razafindratompo

034 85 688 72 Mande fa tsy hafala asina Mvola fa Mbola bloquena fa nisy nisintona🙏
mankasitraka

13/09/2026

Hitanareo mety hilaza zao ianareo hoe adala za na tsy aiko 💝❤️

Fa tena naharary ana tena hoe narary ana nilaozan’ny Kawa 🥺🐾😭

Ny zanako faravavy torana mintsy moa 😔💔

Ity vidéo ity no ataoko ho fahatsiarovana azy 🫶🏽

À jamais dans mon coeur ma Kawa💔💔💔💔😭🐾🐕

❗️Tsy resaka gateaux ❗️ Fa hay tena marary ilay ilaozan’ny alika 🐕😭😭🥺 Lasa ity vavikeliko ity 💔💔😭 Kawa Tena hoe tia ahy ...
10/09/2026

❗️Tsy resaka gateaux ❗️

Fa hay tena marary ilay ilaozan’ny alika 🐕😭😭🥺

Lasa ity vavikeliko ity 💔💔😭 Kawa

Tena hoe tia ahy , hatreny amin’ny WC dia manaraka ana miandry eo ivelany eo 🥺 na aiza na aiza misy ana dia ny anaraka ahy foana 😢

Zao lasa izy 💔 tena Efa niezaka za Kawa😭😭💔

Hoy i Ny Aiko : “ Dia tsy mahita an’i Kawa intsony isika zany 💔 sady nitomany izy ”

« Reviens me voir dans mes rêves pour que je puisse te serrer dans mes bras une fois de plus » 💗🐾

Tiako kely io mihanta keliko io😭😭💔

Va en paix ma Kawa 👋🏽😔

“ Misaotra an’i Jesosy ny amin’ny fitiavany tsy miova 🥺🙏🏽🙏🏽” Ooo iiii oooo andeha hianatra izahay 💗 Izay indray izao no ...
08/09/2026

“ Misaotra an’i Jesosy ny amin’ny fitiavany tsy miova 🥺🙏🏽🙏🏽”

Ooo iiii oooo andeha hianatra izahay 💗

Izay indray izao no malaza eh ? 😻

Fotoana fampidirana mpianatra mintsy zao , nanao aona ny harena kely tao eh ?💝

Raha Manao anniversaire any ampianarana ny zazakely nareo an dia misy an’ireto modèle ireto izao afaka atao tsara 🤍🍰

Aza misalasala ary miditra Mp raha mila fanazavana fanmpiny ianareo ✍️

Bonne rentrée daholo ny ankizy rehetra❤️

Bon anniversaire aky Mihantavola merci foana mahatoky mirary soa bdb,😘😘😘😘
07/09/2026

Bon anniversaire aky Mihantavola
merci foana mahatoky mirary soa bdb,😘😘😘😘

"Fa ny fitiavana no lehibe indridra"Na fitiavan'ny An'i Jesosy io Na fitiavana ny RADNa fitiavana IraitampoFa teto ilay ...
03/09/2026

"Fa ny fitiavana no lehibe indridra"
Na fitiavan'ny An'i Jesosy io
Na fitiavana ny RAD
Na fitiavana Iraitampo
Fa teto ilay fitiavan'olondroa mila atao modely satria. Tena hafa kely navita dingana 2 be izy
Ary tena nafinaritra fa na invité aza mbola nomeny cadeau am asany (liquide vaisselle sy savon) tena mafinatitra 😘😘
Tsofina Rano nareo zandry Zanaka mba vonona tsara toa azy 2 kely😘😘

Ka noho izany misy formation gâteau
Ny 22 au 25 septembre izao eto Tana Anjanahary 550000ar coût any tonga dia mianatra fotsiny Ianao 🙏
stylo sy cahier sisa entina andraisnaa note

Fa ny commande koa dia vonona foana izahay 'a any amin'nu faritra na any Ivelany na eto an-toerana 😘
Dia zao e!! 10 pers minimum
A partir 6500ar a 12500ar ++ portion
A part livraisons dia a part carton eny tompoko tena vidinay mitokana carton

Dia midira aza mp na WhatsApp

Pack de A a Z koa tsy adino
034 85 688 72 - 032 61 157 27
Zay bonne journée muaaaah😘😘

“Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra… ary Izy handamina ny lalanao.”— Ohabolana 3:5–6Miditra ny Mpianatra ,hanomb...
31/08/2026

“Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra… ary Izy handamina ny lalanao.”
— Ohabolana 3:5–6

Miditra ny Mpianatra ,hanomboka indray goûter sy anniversaire rehetra,ka eto za amin'zay
Gâteau, cocktail sy izay sakafo rehetra
A partir 6500ar a 12500ar ++ portion

Nefa koa mo manina Raha manao formation pâtisserie i Maman na Papa na zoky eny na i Zandry koa aza dia mitombo fahalalana sy fahaizana dia hafaka manao fikarakarana ihany koa?

FORMATION PÂTISSERIE De BASE et 3D

22 au 25 septembre zao aty Anjanahary Antananarivo
550000ar pour 4 jours ingrédients inclus et support dianmutondra gâteau sy goûter mody izay vitanao ,vitsivitsy sisa place

Mp aza na WhatsApp 0348568872

A compte alefa 032 61 157 27 Razafindratompo
Ok miandry Anao Mazotoa 🙏

23/08/2026

Manana ny tantarany ihany koa anie izany hoe Air Madagascar izany eh 🥰✈️

Tantarao anie ny experience anareo tamin’izany andro izany ?🙊🫶🏽🥰

Teto izao izy dia nosafidiana ho Atao gateaux 💖 , hanamarika ny souvenir rehetra niainan’ilay client tao amin’izany hoe Air Madagascar izany❤️‍🔥😻

Inona koa ny souvenir tena nanamarika anao ?😘

Raha azotsika ovaina ho lasa m**o mamy dia andao ary eh 🤍

Mandray commande hatrany izahay an 💗 na inona événement na inona 🎂

🫵🏾 sisa no andrasana 💖

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary oh 💝

J’ai connu la défaite, je suis tombée et certaines personnes ont cherché à me détruire. Mais je refuse de perdre espoir....
18/08/2026

J’ai connu la défaite, je suis tombée et certaines personnes ont cherché à me détruire. Mais je refuse de perdre espoir. Même dans mes moments les plus difficiles, je garde la foi, car je sais en qui je place ma confiance : Jésus-Christ, mon Seigneur et mon Dieu Tout-Puissant. Les hommes peuvent me faire tomber, mais ils ne pourront jamais détruire la destinée que Dieu a préparée pour moi. Je me relèverai, non par ma propre force, mais par la grâce et la puissance de Dieu. » 🙏❤️

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261348568872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalaina Honorencia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category