07/08/2026
Maroantsetra, efa hitanao ve ???👀❤️
AVIA MONA dia toerana ahafahanao misakafo, miala sasatra ary mizara fotoana tsara miaraka amin’ny namana na ny fianakaviana. 🍽️✨
Amin’ity vidéo ity dia hatoroko anao ny toerana misy anay eto Ankiakandrefana 😍
📍 AVIA MONA Maroantsetra
❤️ Tongava mitsidika anay, fa faly izahay mandray anareo!