Mikira Tsiro

Mikira Tsiro aux services de l' excellence; Jusqu’au bout du gout,

Dispo Saucisses spéciales ( bœuf porc ail ) 30000 ar le Kilo
21/03/2025

Dispo
Saucisses spéciales ( bœuf porc ail )
30000 ar le Kilo

cher clients et clientes: @ alarobia no mifarana ny fandraisana commande  saucisse spécial fin d'année
27/12/2021

cher clients et clientes:
@ alarobia no mifarana ny fandraisana commande saucisse spécial fin d'année

manaova fety matsiro rakil an😘f'efa hefa ireo ny kômandinareo
24/12/2021

manaova fety matsiro rakil an😘
f'efa hefa ireo ny kômandinareo

efa tsy ho araka sahady ny commande ato zareo an!saosisy kisoa fanendy sy fahandro ary fitonoamreo karazana hanitra ampi...
23/12/2021

efa tsy ho araka sahady ny commande ato zareo an!
saosisy kisoa
fanendy sy fahandro ary fitono
amreo karazana hanitra ampiavahana azy, indrindra hena tsara sy voafantina

saosisy gasy façon Mikira kisoa sy omby ary sira dipoavatra sy vovo-tongolo gasy kely aroboka anaty rano mangotraka 2mn ...
10/09/2021

saosisy gasy façon Mikira
kisoa sy omby ary sira
dipoavatra sy vovo-tongolo gasy kely
aroboka anaty rano mangotraka 2mn dia ahantona hitsiaka vao apidirina anaty vata fampangatsiahana amlay tsy mapivaingana ...

saosisy kitoza wav afaka 2 semaines !
05/08/2021

saosisy kitoza
wav afaka 2 semaines !

Mandray commande hatranyHena Ovy Hena voafantina ary voadio Emballé  sous vide
04/08/2021

Mandray commande hatrany
Hena
Ovy
Hena voafantina ary voadio
Emballé sous vide

Saucisse ovy Afaka manao livraison demain
04/08/2021

Saucisse ovy
Afaka manao livraison demain

03/08/2021

Saucisse ovy indray :)
Izao izy rehefa endasina
Misy livraison jeudi

01/08/2021

Zao izy mendy tsra tsy mihena ny angezany
1 kilo latsaka kely eo am 100 grs eo zao io

saucisse laqué mizotoa homana
29/07/2021

saucisse laqué
mizotoa homana

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikira Tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category