07/04/2026
🙏 Gratitude & Famille : Merci de la part d'Ankouna
En ce Lundi de Pâques, le succès de notre événement est avant tout une bénédiction.
• Au Tout-Puissant : Nous rendons grâce à Dieu pour sa protection et pour avoir permis cette belle communion en ce jour sacré.
• À l'équipe Ankouna & Technique : Un grand merci à tout le personnel, à l’équipe de sonorisation et à notre coach animateur. Votre talent et votre énergie ont fait briller l'espace.
• À nos précieux clients : Merci d'avoir choisi Ankouna pour célébrer.
« Rappelez-vous qu'ici, les clients ne sont pas que des clients : on est tous une famille. »
———————
🙏 Fankasitrahana sy Firaisankina : Hafatra avy amin'ny Ankouna
Tamin'izao Alatsinain'ny P***a izao, dia fitahiana lehibe ho anay ny fahombiazan'ny hetsika nataontsika.
• Ho an'Andriamanitra Tsitoha : Atolotra am-panetren-tena ny fisaorana sy ny voninahitra noho ny fitantany sy ny fahafahantsika niara-paly tamin'izao andro masina izao.
• Ho an'ny mpiasan'ny Ankouna sy ny mpikarakara : Mankasitraka ny mpiasa rehetra, ny mpandamina ny feo (sonorisation), ary ny coach mpanafana lanonana. Ny talenta sy ny herim-po nasehonareo no nampamirapiratra ny toerantsika.
• Ho anareo mpanjifa sarobidy : Misaotra betsaka tamin'ny fahatongavanareo tato amin'ny Ankouna.
« Tsarovy fa eto amintsika, ny mpanjifa dia tsy mpanjifa fotsiny : fa fianakaviana iray isika rehetra. »
Misaotra tamin'ity andro tsy hay hadinoina ity. Ho aminareo mandrakariva anie ny fifalian'ny P***a!
Ny ekipan'ny Ankouna