PHO RESTO

PHO RESTO Restaurant, spécialité soupe PHO: soupe vietnamienne à base de zébu, et d'autres plats (nem, steak

21/08/2026
🎤Androany hariva 4MIRA🎸 Revy Tamboho🎼
21/08/2026

🎤Androany hariva 4MIRA
🎸 Revy Tamboho🎼

Andro ZOMAPlat Rapide - Plat du jour✅Akoho sy petit pois✅ Crabe sauce033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99📍 Ampa...
21/08/2026

Andro ZOMA
Plat Rapide - Plat du jour
✅Akoho sy petit pois
✅ Crabe sauce
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Izy no DJ NIL'S 🎧Izy no manafana ny AFTER WORK Ankorondrano isaky ny ZOMA🔥Rahampitso ary ny fotoana miaraka amin'ny MOJI...
20/08/2026

Izy no DJ NIL'S 🎧
Izy no manafana ny AFTER WORK Ankorondrano isaky ny ZOMA🔥
Rahampitso ary ny fotoana miaraka amin'ny MOJITO à GOGO🍹
PHO RESTO ANKORONDRANO

Fa misy koa aloa de alavitra ilay toerana hanaovana livraison e😍Alefaso fa tonganay foana e!! mba omeo tsikitsiky tsara ...
20/08/2026

Fa misy koa aloa de alavitra ilay toerana hanaovana livraison e😍
Alefaso fa tonganay foana e!! mba omeo tsikitsiky tsara be nama le livreur fa tena miezaka a🥰

Maro ny événements afaka karakaraina eto amin'ny PHO RESTO.Maimaimpoana tanteraka ny fampiasàna ny toerana sy ny fitaova...
20/08/2026

Maro ny événements afaka karakaraina eto amin'ny PHO RESTO.
Maimaimpoana tanteraka ny fampiasàna ny toerana sy ny fitaovana rehetra ao aminy.
Efa misy ihany koa ny fitaovana fanamafisam-peo mifanaraka amin'ny toerana ary afaka ampiasaina tsara.
Aza misalasala manantona na miantso mivantana ary🙂

Réservation salle:
PHO RESTO AMPASAMADINIKA: 034 99 910 99

Tandremo ny lanja. Mila mitandrina!! fa indraindray tsy maninona😋- TAGLIATELLE A LA CARBONARA- HAMBURGERTsy isan'andro f...
20/08/2026

Tandremo ny lanja. Mila mitandrina!! fa indraindray tsy maninona😋
- TAGLIATELLE A LA CARBONARA
- HAMBURGER
Tsy isan'andro fa rehefa tonga ny envie, aza miady amin'izany😍

Andro ALAKAMISYPlat Rapide - Plat du jour✅Poulet au champignon noir✅ Saucisse sy anandrano033 51 910 99 / 034 99 910 99 ...
20/08/2026

Andro ALAKAMISY
Plat Rapide - Plat du jour
✅Poulet au champignon noir
✅ Saucisse sy anandrano
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Manodidina ny Ivato ve enao?Tsy voatery andro faran'ny herin'andro foana vao afaka miaraka😎PHO RESTO Ivato efa ho isan'a...
19/08/2026

Manodidina ny Ivato ve enao?
Tsy voatery andro faran'ny herin'andro foana vao afaka miaraka😎
PHO RESTO Ivato efa ho isan'andro ity AFTER ity🍻
ATSIOATSY!! miaraka foana isika👊

Address

Pho LOUNGE Ivato, Pho LOUNGE Ampasamadinika, Pho RESTO Akorondrano, Pho RESTO Bel'Air, Pho RESTO Bypass, Pho RESTO Ampasamadinika, Pho RESTO Ivato
Antananarivo

Telephone

+261349991099

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PHO RESTO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PHO RESTO:

Shortcuts

Share

Category