Le Rêve Antsirabe

Le Rêve Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Rêve Antsirabe, Family style restaurant, Villa Le Rêve II, Avenue des Thermes, Antsirabe.

Efa nahazo billet daholo ve isika ? 🤔Ho an’izay tsy mbola nahazo dia tongava ato amin’ny Le Rêve Antsirabe fa mbola tsy ...
24/09/2026

Efa nahazo billet daholo ve isika ? 🤔
Ho an’izay tsy mbola nahazo dia tongava ato amin’ny Le Rêve Antsirabe fa mbola tsy tara anh 🥰
Cabaret Rija Ramanantoanina ❤️

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

Notre nouvelle collection de gâteaux trompe-l’œil est arrivée ! 🍍☕️🥜Ils ressemblent à tout sauf à des gâteaux… mais à l’...
20/09/2026

Notre nouvelle collection de gâteaux trompe-l’œil est arrivée ! 🍍☕️🥜
Ils ressemblent à tout sauf à des gâteaux… mais à l’intérieur, c’est bien gourmand. 😋

🥜 Pistache & beurre de cacahuète
Un cœur fondant au beurre de cacahuète, avec des pistaches caramélisées pour une touche bien croustillante.

☕️ Café
Une mousse douce au café et au chocolat, parfaite pour les amateurs de saveurs bien corsées.

🍍 Ananas
Une coque gourmande qui cache un cœur fruité à la purée d’ananas, frais et léger.

Alors, lequel vous tente le plus ? 👀
Passez les découvrir en boutique !

Mankasitraka hatrany tamin’ny fahatokisana anay ❤️🥰Amin’ny manaraka indray oh ❤️📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes📞...
15/09/2026

Mankasitraka hatrany tamin’ny fahatokisana anay ❤️🥰
Amin’ny manaraka indray oh ❤️

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

Mirary farany herin’andro mahafinaritra ho antsika rehetra oh😘❤️📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes📞 034 69 285 57📧 ...
12/09/2026

Mirary farany herin’andro mahafinaritra ho antsika rehetra oh😘❤️

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

Tena mangatsiaka ny andro anh 🥶Tsy aleo ve mihinana soupe aloha mba hafana tsara ny vatana 🥰🫶🏻Ny ray izao soupe spéciale...
09/09/2026

Tena mangatsiaka ny andro anh 🥶
Tsy aleo ve mihinana soupe aloha mba hafana tsara ny vatana 🥰🫶🏻

Ny ray izao soupe spéciale Le Rêve 🍜
Ny ray indray soupe ramen 🍲
Iza no mety aminareo ? 🥰
📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

03/09/2026

Ny fiainanay sy ny tontolon’ny sakafo 🥹❤️
Atao ampitiavana fona ho anareo 😘🫶🏻

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

30/08/2026

Nareo ko ve efa manao fitafy Malagasy rehefa zoma …?🥰❤️
Ny anay dia fifaliana mihintsy ny maneho ireo fitafim- paritra maro samihafa 🥰

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

27/08/2026

Hafaliana ho anay hatrany ny mifampizara trakefa amin’ireo tanora 🥰❤️
Story telling kely avy amin’izy telo mianadahy 🫶🏻

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

Mbola tsy tara raha izao no hanamboatra programme amin’ity cabaret ity anh 🥰Azonao jifaina ato Le Rêve Antsirabe ny tapa...
26/08/2026

Mbola tsy tara raha izao no hanamboatra programme amin’ity cabaret ity anh 🥰
Azonao jifaina ato Le Rêve Antsirabe ny tapakila 🫶🏻
📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

23/08/2026

Ianao no kizitina any amin’ny boulangerie any dia i Hasina kely tsy manantsiny indray no saika maty 😂…soa fa be fandeferana 😂

📍 Le Rêve Antsirabe, Avenue des Thermes
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]

Address

Villa Le Rêve II, Avenue Des Thermes
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 06:30 - 22:00
Tuesday 06:30 - 22:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 22:00
Friday 06:30 - 22:00
Saturday 06:30 - 22:00
Sunday 06:30 - 22:00

Telephone

+261383836496

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Rêve Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Rêve Antsirabe:

Share