Café'S Mouf

Café'S Mouf Mini Resto à la portée de tous ☕🥰

Cabaret Acoustique chez Café'S Mouf Antsenakely 😉Tongava maro indray Ary e 🥂Vendredi 21 juillet 2023 à partir de 17h30 🥰...
19/07/2023

Cabaret Acoustique chez Café'S Mouf Antsenakely 😉

Tongava maro indray Ary e 🥂
Vendredi 21 juillet 2023 à partir de 17h30 🥰

📌 Maromaro ianareo no mangataka "carte menu" par MP ka dia indro ary omena atsika eto izany 😊Aza ela ary fa miandry anar...
08/07/2023

📌 Maromaro ianareo no mangataka "carte menu" par MP ka dia indro ary omena atsika eto izany 😊

Aza ela ary fa miandry anareo izahay e 🤗

Café'S Mouf Antsenakely Antsirabe 🥂

Mandroso ary ô 🤗Efa misokatra ny Resto Café's Mouf eto Antsenakely akaiky ny tranombarotra Avotra taloha. ☕🥐 Misy petit ...
07/07/2023

Mandroso ary ô 🤗

Efa misokatra ny Resto Café's Mouf eto Antsenakely akaiky ny tranombarotra Avotra taloha.

☕🥐 Misy petit déjeuner manomboka amin'ny 7h30 maraina izay ahitana boissons chaudes sy m**o isankarazany
🌮🍕 Misy sakafo toy ny pizza, tacos, pakopako ary soupe amin'izao andro mangatsika izao 🍜

🍛 Sakafo atoandro manomboka amin'ny lundi ho avy izao ny vary sy laoka 😉

👉 Aza adino koa ny afterwork ary fa miandry anareo izahay ilay avy miasa amin'ny hariva iny e 🥂🍻

Address

Antsenakely Antsirabe
Antsirabe
00110

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261326510785

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Café'S Mouf posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category