Manja Pizza

Manja Pizza 🍕Pizza🍕 tsara indrindra eto ambonin'ny tany❤

Paty matevina sy malefaka tsara 👌
28cm ny savaivo (diamètre) 🎉

Mandray kaomandy iray andro mialoha🥰

🎉PROMO BE ATO @ Manja Pizza🎉Pizza pm ❌9000ar❌ anakiroa dispo androany ihanyPaty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaha...
18/09/2026

🎉PROMO BE ATO @ Manja Pizza🎉

Pizza pm ❌9000ar❌ anakiroa dispo androany ihany

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

❤ azonao ilaina ety Ankaditoho akaikin'ny Ecole Francophonie na azonay aterina any aminao koa manomboka ny frais - hatr@18h30 🥰

🍕❤Manja Pizza❤🍕 1500ar monjaIza ilay mitady foana hoe hanao dégustation😋?? Misy tsena kely dia kely ametrahanay ❤Manja P...
17/09/2026

🍕❤Manja Pizza❤🍕 1500ar monja

Iza ilay mitady foana hoe hanao dégustation😋??

Misy tsena kely dia kely ametrahanay ❤Manja Pizza❤ eto Ankaditoho akaikin'ny École Francophonie 1500ar monja ny portion iray🥰

Mitohy hatrany koa anefa ny fandraisana kaomandy❤

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Misy sakafo hafa koa eo toy ny:
🍮 Flan - 1000ar
🍓 Madeleine à la fraise - 500ar (misy fraise tsakoina mihitsy ao anatiny hoatran'ilay "aux fruits" ireny😍)
🍫 Cacabe - 2500ar (vokatra miavaka kely mbola tsy misy mpanao mihitsy izy ity fa tonga manandrana raha te hahalala😏)

Tsiro tsy manampaharoa avokoa ireo🌺

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

Misy ihany koa ny "articles évangéliques" amidiny eo (ao ny sombiny ❤)

08/09/2026

Salama daholo ny manja😍

Azonareo atao koa ny misafidy hoe atao pizza carrée fa tsy boribory an😋 +4000ar kely fotsiny izy fotoana izay satria moa garnitiora tsy manampaharoa feno tsara hatrany no atolotray🥰

Izany hoe manomboka @ 20.000ar monja ny vidiny🥲❤

Ary mbola afaka misafidy izay atao eo amboniny koa😱

Aza misalasala ary fa izay efa nanandrana dia mahafantatra fa tena "topy👌" ny ato @ Manja Pizza ❤

Izay efa teo de tamana🎉 mankasitraka hatrany🌺

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

Pizza 30×30 🍕

🎉PROMO BE ATO @ Manja Pizza🎉Pizza pm ❌8000ar❌ anakiroa dispo androany ihanyPaty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaha...
04/09/2026

🎉PROMO BE ATO @ Manja Pizza🎉

Pizza pm ❌8000ar❌ anakiroa dispo androany ihany

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

❤ azonao ilaina ety Ankaditoho akaikin'ny Ecole Francophonie na azonay aterina any aminao koa manomboka ny frais🥰

27/08/2026

Mbola mandray kaomandy foana izahay an🥰

🌺 Pizza pm (17cm) - 10.000ar
Safidy 2: 🧀 Fromazy na 🐠 Sardina

🌺 Pizza gm (28cm ) - à partir de 16.000ar
Safidy 10 be izao: 🌿 Analamanga - 16.000ar
🦐 Ranomamy - 18.000ar
🐓 Ravinala - 20.000ar
🧀 Fromazy (3 à 6 karazany) - 25.000ar à 40.000ar
🌟 Spéciale - 24.000ar
👑 Double (safidy 2) - 26.000ar

Na dia mety misy delesitazy aza dia vitanay tsara foana ny kaomandinareo fa aza manahy🎉❤

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

🍕❤Fomba hanaovana commande❤🍕Mankasitraka antsika mpanaraka miisa 1028  fotoana izao😍Manja Pizza vonona hanome fahafahamp...
25/08/2026

🍕❤Fomba hanaovana commande❤🍕

Mankasitraka antsika mpanaraka miisa 1028 fotoana izao😍

Manja Pizza vonona hanome fahafahampo foana❤ ka fanombohany izao dia raha hankafy ny pizza manja:
✨ Maraina isika : commande indray andro mialoha hatr@11h
🌞 Atoandro isika : commande indray andro mialoha hatr@15h
🌜 Hariva isika : commande androany hatr@09h
🌟 Alina isika : commande androany hatr@12h
❌❌Livraison 6h hatr@18h30 aloha hatreto

Ny filazana mialoha foana moa no tena tsara ka misaotra antsika 🥰

Vidiny manomboka @ 16.000ar monja🥲

Paty malefaka tsara🥰 (afaka mifidy hoe atao manify sa matevina🤗)
Garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

Pizza 28cm👌

24/08/2026

Manja Double🌺 pizza double pate avec fromage entre les deux🤤🧀 - 26.000ar monja

28cm ny diamètre 🍕
Paty malefaka 🍕
Garnitiora tsy manam-paharoa🍕

21/08/2026

🍕❤MANJA DOUBLE❤🍕 - 26.000ar -

Miavaka ity satria misy 🧀FROMAZY🧀 eo anelanelan'ny paty anakiroa😋
Mbola azo asiana 🧀FROMAZY🧀 koa ny sisiny🤧 (+5000ar)

Faran'ny herinandro indray 😍 aza misalasala mandefa kaomandy ato @ ❤ Manja Pizza ❤
Vidiny manomboka @ 16.000ar monja🥲

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

Pizza 28cm👌

15/08/2026

Izany ny 🎉Pizza Ranomamy🎉 aminy😋
- 18.000ar monja -

rehetra😍 na fety na revy🍕 na andro na alina🍕 na talata na sabotsy🍕 na mangatsiaka na mafana🍕 aza misalasala mandefa kaomandy ato @ ❤ Manja Pizza ❤
Vidiny manomboka @ 16.000ar monja🥲

Paty malefaka tsara🥰 garnitiora tsy manampaharoa🤤

Mandroso tompoko fa tsy ho diso fanantenana😍

Pizza 28cm👌

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja Pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category