02/11/2023
'ndao hanao piscine o 🥳
✨ Karaoké koa miandry anao isakin'ny week-end, manomboka zoma magnifique, sabotsy sy alahady 🏊♀️🎤✨
🍕🍟 Sakafo moa dia sady mirary no matsiro 🍔🥩
Toerana : Ambohimangakely
Inona indray no andrasana ? Voafetra ny toerana. Ho fanomezana fahafam-po ny tsirairay dia nanapa-kevitra izahay fa ferana ny isan'ny olona raisina isakin'ny week-end ka fandrio ny toeranao dieny izao ary e ! MP na 033 40 228 03 ☎
Livraison disponible ho an'ambohimangakely.