Pôz Pizza

Pôz Pizza 🍕🍕🍕Offrez-vous la pizza premium à prix doux🍕🍕🍕

Nangingina kely izahay tato ho ato fa nandalo tsy fahasalamana ny pizzaiolo antsika fa aza miala lavitra fa ho avy izaha...
03/04/2026

Nangingina kely izahay tato ho ato fa nandalo tsy fahasalamana ny pizzaiolo antsika fa aza miala lavitra fa ho avy izahay miaraka @ vaovao mahafinaritra be izay efa niandrasanareo efa ela🥰🥰🥰

📢Omano indray aloha ny portefeuille fa avy indray ny offre 😁💥 1 PIZZA achetée = 1 COCA offert💥Manankery 4 andro be izao ...
18/03/2026

📢Omano indray aloha ny portefeuille fa avy indray ny offre 😁
💥 1 PIZZA achetée = 1 COCA offert
💥Manankery 4 andro be izao (h@ sabotsy 21 Mars)

➡️Arrêt 129 Ambohipo ( repère frip rainimanga)
📞0349784979 (Livraison)

Fanontaniana manitikitika kely 😊Inona no antony mbola tsy ividiananao pizza ato aminay?👉Mbola tsy hitanao ve ilay toeran...
10/03/2026

Fanontaniana manitikitika kely 😊
Inona no antony mbola tsy ividiananao pizza ato aminay?
👉Mbola tsy hitanao ve ilay toerana?
👉Mbola tsy fantatrao ny fisin'izany Pôz Pizza izany?
👉Matahotra sao ratsy ka ho very vola ve?
👉Mbola miandry vola na pro miaraka amin'ny namana ve?
👉Miandry témoignage maromaro ve?
Alefaso ao amin'ny commentaire ary ny valiteninareo raha sitrakareo 😊
📢Izay efa nanjifa kosa dia mangataka izahay afaka maneho hevitra na finitsina ho fanatsarana ny tolotra sy service ianareo ,manome témoignage sns...

♥️Ny vehivavy no ravakin'ny tokatrano♥️Ny vehivavy no manome aina♥️Ny vehivavy mahery fo♥️Ny vehivavy be fitiavanaMiarah...
08/03/2026

♥️Ny vehivavy no ravakin'ny tokatrano
♥️Ny vehivavy no manome aina
♥️Ny vehivavy mahery fo
♥️Ny vehivavy be fitiavana
Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra izao fetiny izao,ho tahin'ilay Nahary ary hanana fahasalamana lalandava iatrehana ny adidy aman'andraikitra

Olona iray no ihinana an'ity dia tsy zaraina hono fa tonga de karepoany amin'izao 😅🍕♥️Best seller tamin'ny faraparan'ny ...
04/03/2026

Olona iray no ihinana an'ity dia tsy zaraina hono fa tonga de karepoany amin'izao 😅🍕
♥️Best seller tamin'ny faraparan'ny volana teo JAMBON FROMAGE 20000ar
➡️Arrêt 129 Ambohipo(repère frip rainimanga)
📞0349784979

📢Misokatra izahay anio Alahady 01 Martsa 2026 manomboka @ 2 ora tolakandro😊➡️Arrêt 129 Ambohipo (repère frip rainimanga)...
01/03/2026

📢Misokatra izahay anio Alahady 01 Martsa 2026 manomboka @ 2 ora tolakandro😊
➡️Arrêt 129 Ambohipo (repère frip rainimanga)
📞0349784979

Ho asintsika offre kely indray ve ? 🤩🤩🤩Inona no offre tianareo izao ?
25/02/2026

Ho asintsika offre kely indray ve ? 🤩🤩🤩
Inona no offre tianareo izao ?

Rehefa ilay mba matsiarotsiaro pizza iny inareo dia aza mitady lavitra fa eto Ambohipo dia efa misy 🍕🍕🍕👉Afaka manantona ...
21/02/2026

Rehefa ilay mba matsiarotsiaro pizza iny inareo dia aza mitady lavitra fa eto Ambohipo dia efa misy 🍕🍕🍕
👉Afaka manantona anay eto @ arrêt 129 (frip rainimanga)
👉Afaka manao livraison ihany koa nefa 0349784979

Vita iny izay ny fetin'ny mpifankatia😌Miandry am-pitoniana ny fetin'ny mpiady lava indray isika izao 😅 (29Mars)Izahay mo...
16/02/2026

Vita iny izay ny fetin'ny mpifankatia😌
Miandry am-pitoniana ny fetin'ny mpiady lava indray isika izao 😅 (29Mars)
Izahay moa dia misokatra foana na ao @ fikambanan'ny mpiady lava ianareo na fikambanan'ny mpifankatia 🍕🍕🍕
➡️Arrêt129 Ambohipo (repère frip rainimanga)
📞0349784979

♥️♥️Offre saint Valentin♥️♥️ 🟢 Ho an'izay mividy pizza ato aminay androany dia mahazo boisson gratuite ( coca-cola 350ml...
14/02/2026

♥️♥️Offre saint Valentin♥️♥️

🟢 Ho an'izay mividy pizza ato aminay androany dia mahazo boisson gratuite ( coca-cola 350ml).

⭕ Livraison, sur place, à emporter
📞 034 97 849 79

Address

Lot VT 1ter Vfm
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pôz Pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category