05/09/2026
Mety efa maro aminareo no efa nitsidika ity toerana ity, saingy maro ihany koa no mbola tsy nahita 😊😁
Efa maromaro ihany izay ny olona noentinay nitsidika tato, fa asehonay kely aminareo indray hoe ohatran'ny ahoana ity toerana izay famokarana huile essentielle de Niaouli ity. 🌿
Ny Niaouli, na kininin-drano, dia isan’ireo zava-maniry tena betsaka aty Vatomandry ary fantatra amin’ny voka-tsoa maro entiny amin'ny fahasalamana no sady aondrana any ivelany ny ankabeazan'ny vokatra azo eto🌱
Fa rehefa tonga mitsidika aty ianareo dia afaka mahita mivantana ny fizotry ny famokarana, sady mahazo fanazavana momba ny fomba fanamboarana ity huile essentielle ity tsara. 👌😁
Mirary soa antsika rehetra indray Ary oh! 🥰
📍 Domaine Maitso Mavana
📞 Tel: 034 55 786 55