Soavina Beauty

  • Home
  • Soavina Beauty

Soavina Beauty Salon/École de coiffure et d'esthétique agréée par l'Etat 🤩 Boutique 😍 Restaurant - Fast Food 🥰

Eooo ⚡efa tena akaiky ny fety an !!! ✨ Tongava ary ato amin’ny Centre de Beauté Soavina manao MANJA BE ❤️❣️Manakaiky ny ...
25/03/2026

Eooo ⚡efa tena akaiky ny fety an !!!
✨ Tongava ary ato amin’ny Centre de Beauté Soavina manao MANJA BE ❤️❣️

Manakaiky ny fetin’ny P***a 🎉… izao no fotoana hanararaotana hikarakarana manokana ny te nanao 🎁 Ato amin’ny Soavina !?! 😍

Afaka manao '' soin de visage '' ianao hanadiovana sy hampamirapiratra ny hoditrao, hanafoanana ireo mony sy tasy, mba ahazahoanao fahatokisan-tena bébé kokoa ❤️ satria dia hadio sy mamirapiratra ndray ny endrika mivoka avy ato ✨

Tsy izay ihany an ❗Afaka manamboatra volo koa ianao mba hahazoana “look” vaovao sy tena mahasarika ny rehetra 🌸

Ankoatr'izay dia afaka sady anararotra misakafo ihany koa ianareo ety an-toerana an 🍽️😋

🌿 Toerana iray, fikarakarana feno
💖 Ho Feno fahafahm-po
🎊 Araraoty fa ho avy ny fety !!

📍 Soavina – akaikin’ny GARE (Carrefour na Score)
📞 034 89 850 99

💫 Soavina : Ny tarehy sy ny toetra dia samy azo ovaina ho tsara avokoa ❤️
✔️ASA VOAKALY, NY SARANY MIRARY DIA MIRARY ✔️

LES PETITS PLATS D'IKALA RASOA 🌼😍🫴 Bientôt disponible à Antsirabe ✅
21/03/2026

LES PETITS PLATS D'IKALA RASOA 🌼😍
🫴 Bientôt disponible à Antsirabe ✅

✨ Offrez à votre peau l’éclat qu’elle mérite chez Centre de Beauté Soavina ✨Envie d’un visage frais, lumineux et sans im...
19/03/2026

✨ Offrez à votre peau l’éclat qu’elle mérite chez Centre de Beauté Soavina ✨

Envie d’un visage frais, lumineux et sans imperfections ? Venez découvrir nos soins du visage adaptés à tous les types de peau : soin complet réparateur, hydratant, éclaircissant, apaisant ou encore anti-points noirs pour purifier en profondeur et retrouver une peau nette et éclatante 🌿
Pour celles et ceux qui souhaitent un résultat rapide, nous proposons également un petit soin visage comprenant gommage et masque hydratant & éclaircissant, idéal pour un effet bonne mine immédiat ❤️

💆‍♀️ Produits de qualité professionnelle
🌸 Nouvelle gamme performante adaptée à votre peau
😊 Moment de détente et de bien-être garanti
✔️ Résultats visibles dès la première séance
🎉 À l’approche des fêtes de Pâques, c’est le moment parfait pour prendre soin de vous ! Profitez de réductions exceptionnelles sur tous nos services pendant une durée limitée.

Centre de Beauté Soavina – près de la gare,, à côté du Carrefour
📞 034 89 850 99
💖 Satisfaction assurée ! Venez révéler la beauté naturelle de votre peau chez Soavina.

Efa manomboka ny fisoratana anarana @ ity taona vaovao 2026 ity fa aza tara ary o ✨ Efa misokatra manomboka anio ihany k...
09/01/2026

Efa manomboka ny fisoratana anarana @ ity taona vaovao 2026 ity fa aza tara ary o ✨
Efa misokatra manomboka anio ihany koa ny SALON DE COIFFURE, ESTHÉTIQUE, SOIN DE VISAGE, BOUTIQUE, FAST FOOD-RESTO 🥰

Tongava soa daholo !

" ECOLE DE COIFFURE ET ESTHETIQUE MULTIDISCIPLINAIRE ✨SOAVINA✨"  Aza adino fa mbola mitohy  ny fampiofanana ato amin’ny ...
26/12/2025

" ECOLE DE COIFFURE ET ESTHETIQUE MULTIDISCIPLINAIRE ✨SOAVINA✨"

Aza adino fa mbola mitohy ny fampiofanana ato amin’ny ECOLE DE COIFFURE & ESTHETIQUE « SOAVINA » ❣️ ( Diplôme ara-panjakana mihintsy) izay ahazahoana tombony (avantages) be dia be satria dia sady misy fitaovana omenay maimaim-poana ho fanampiana no sady tsy lafo ny saram-pianarana an kanefa tsy maintsy tena mahay vao mivoaka ato !

Betsaka tokoa ireo efa tafita sy tafasondrotra rehefa avy nahazo fampiofanana tato amin’ny « SOAVINA », satria mifanaraka amin’ny vanim-potoana hatrany ny fomba fampianarana ataonay.❤️❤️

✨ Misokatra hatrany ihany koa ny Boutique « SOAVINA », ahitana ireo karazan’akanjo sy kiraro, poketra, ranomanitra ary ireo kojakoja maro samihafa mikasika ny volo sy ny endrika amam-bika.
👉 FANDRAISANA MAHAFA-PO, ASA VOAKALY, SARANY MIRARY

Infos : 034 89 850 99 📞

Address


110

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:15 - 18:00
Saturday 08:15 - 18:00

Telephone

+261348985099

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soavina Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soavina Beauty:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Restaurant?

Share