Croix du Sud-Tanambao-Toliara

Croix du Sud-Tanambao-Toliara Restaurant,Cabaret,Karaoké, location de salle,Réception de nombreux événement, service traiteurs sur place ou en déplacements !

23/06/2025
Kitonotono izay nahafantaranareo anay ny 25 ho avy zaoMivoha izahay ny 26 jona ary manomana sakafo sy tsakitsaky isankar...
23/06/2025

Kitonotono izay nahafantaranareo anay ny 25 ho avy zao
Mivoha izahay ny 26 jona ary manomana sakafo sy tsakitsaky isankarazany ho anareo
Raha misy commande manokana dia afaka miantso : 034 96 572 86

Tongava mitsidika ny annexe croix du sud à Mangily-chambre-barResto
23/11/2024

Tongava mitsidika ny annexe croix du sud à Mangily
-chambre
-bar
Resto

Ankoatran'ny tsaky de manao sakafo ihany koa ny ato @ croix du sud Makavoky ary @ vidiny miraryKoa tongava fa ho afa po ...
30/10/2024

Ankoatran'ny tsaky de manao sakafo ihany koa ny ato @ croix du sud
Makavoky ary @ vidiny mirary
Koa tongava fa ho afa po ianareo

Kely sisa de feno ny décembre koa aza misalasala manantona!!CROIX DU SUD TANAMBAO!!!
29/10/2024

Kely sisa de feno ny décembre koa aza misalasala manantona!!
CROIX DU SUD TANAMBAO!!!

Gôuter misy isan'andro!! Hitanao @ croix du sud Tanambao
04/04/2023

Gôuter misy isan'andro!! Hitanao @ croix du sud Tanambao

Tsakitsaky maro no atolotray anao @' zao fety izao koa alefaso dieny zao ary ny commande nao!!
29/03/2023

Tsakitsaky maro no atolotray anao @' zao fety izao koa alefaso dieny zao ary ny commande nao!!

Address

Tanambao-Toliara
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Croix du Sud-Tanambao-Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category