23/05/2024
🙏Mankasitrka ny mpiara miasa rehetra ao @ HOTEL RESTAURANT KAVITAH AMPEFY tarihin'ny lehibeen'izy ireo tonga niala voly taty amin'ny espace Manampy Androtra Tsiroanomandidy.
👌Hoantsika piara miasa ,piara mianatra , fianakaviana dia manasa antsika ho aty amin'ny Espace Manampy Tsiroanomandidy iara iala voly ,na ivory fa ahazo fahafahampo ianareo .
❣️Hafaka privatisena toy izao n toerana ,hafaka mifanraka tsara isika fa tongava . (Sary mivoaka eto dia efa ierena amin'ny tompony foana koa mankasitraka indrindra tompko )