31/03/2026
Manokana fotoana izahay hisaotra anareo niaraka taminay tanaty fotoana maro .
Hatombokay androany izany .
✨ Fankasitrahana ✨Jour 1
Tsy mpanjifa fotsiny Randrianantoandro Nirina 🤍fa naamolavola tsiro eto aminay.
Anisan'ny nampiavaka an'ny De L'Oreine Le Chalet ny sakafo maivana natoronao ❤️
Ny hevitrao… lasa sakafo tian’ny maro androany 🔥
L’Oreine – Soatoavina sy Tsiro 💚🩵🤎