Premier Prix

Premier Prix L'Authenticité Malagasy dans chaque bouchée. Nouilles Premier, qualité, goût et accessibilité réunis!

Tsy ho diso anjara ihany koa i Ambohibao sy Ivato amin’ity indray mitoraka ity! 🎉✨Ho tonga any amin’ireo toerana ireo in...
23/09/2026

Tsy ho diso anjara ihany koa i Ambohibao sy Ivato amin’ity indray mitoraka ity! 🎉✨

Ho tonga any amin’ireo toerana ireo indray izahay hanao animation, ka manantena ny hahita anareo maro 🥳

Aza adino ary ny fotoana💛

Mbola mitohy hatrany ny animation antsika! Eny amin'ny 67 Ha indray ary ny fotoana eh!🥳Tongava maro eh🥰
18/09/2026

Mbola mitohy hatrany ny animation antsika!

Eny amin'ny 67 Ha indray ary ny fotoana eh!🥳

Tongava maro eh🥰

Nareo ko ve mahafantatra olona ilay saroti-kanina be ireny? 😂🍗🍔Tena hoe na hizara aminao ary efa mila hahakely ny ainy m...
15/09/2026

Nareo ko ve mahafantatra olona ilay saroti-kanina be ireny? 😂🍗🍔

Tena hoe na hizara aminao ary efa mila hahakely ny ainy mihitsy. 😂😭🍴

Samy mividy ny azy sy samy manana ny volany ve? 😂💸🍽️

Ampifalifaliho ny ankizy amin’izao rentrée izao! 🎒✨Ho an’ny sakafo maraina na ny goûter, safidio premier prix mba hahafa...
11/09/2026

Ampifalifaliho ny ankizy amin’izao rentrée izao! 🎒✨

Ho an’ny sakafo maraina na ny goûter, safidio premier prix mba hahafahanao mampifaly ny ankizy nefa mitandrina ny budget. 💛

Aiza indray ny animation antsika amin’ity herinandro ity? 👀Eny amin’ny Supermaki foana isika amin’ity herinandro ity, fa...
10/09/2026

Aiza indray ny animation antsika amin’ity herinandro ity? 👀

Eny amin’ny Supermaki foana isika amin’ity herinandro ity, fa eny Ambohimanarina sy Ankazomanga indray no hihaonantsika! 🛒✨

📅 Ny 10 sy 11 Septambra izany ny fotoana.

Tongava maro ary! 😊

🎒 C’est la rentrée !Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, dia mirary soa ho anareo rehetra, mpianatra sy Ray aman-dReny. ...
07/09/2026

🎒 C’est la rentrée !

Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, dia mirary soa ho anareo rehetra, mpianatra sy Ray aman-dReny. ✨

Enga anie ho milamina sy feno fahombiazana ity taom-pianarana vaovao ity ! 📚

Supermaki Amboditsiry sa Analamahintsy ! 🍻✨Any aminareo indray izao no hisy ny animation-nay! 🎉Tongava maro ary, ary aza...
02/09/2026

Supermaki Amboditsiry sa Analamahintsy ! 🍻✨

Any aminareo indray izao no hisy ny animation-nay! 🎉

Tongava maro ary, ary aza adino ny mitsidika anay eny an-toerana! 🤩🍻

Nareo koa ve tamin’ny mbola kely, samy nahazo izao ihany? 😄Fa ilay zoky fetsy, manambaka zandry foana… 😏Leo mihitsy ny R...
31/08/2026

Nareo koa ve tamin’ny mbola kely, samy nahazo izao ihany? 😄

Fa ilay zoky fetsy, manambaka zandry foana… 😏Leo mihitsy ny Ray aman-dReny nampihavana anareo isaky ny miady sakafo! 😂

💭 Mba tantarao anay e, inona ilay souvenir mbola mampihomehy anareo hatramin’izao? 😆

Tsaralalàna sy Ankadifotsy indray no hahitanareo anay anio sy rahampitso! 📍Ao amin’ny Supermaki no misy anay. 🛒Koa manas...
27/08/2026

Tsaralalàna sy Ankadifotsy indray no hahitanareo anay anio sy rahampitso! 📍

Ao amin’ny Supermaki no misy anay. 🛒

Koa manasa anareo rehetra izahay ho avy maro! 😊

✨ Animation en épicerie indray ehhh ! 🛒🎉Efa miezaka hatrany izahay mba hanakaiky anareo sy hihaona aminareo mivantana 🤗💛...
25/08/2026

✨ Animation en épicerie indray ehhh ! 🛒🎉

Efa miezaka hatrany izahay mba hanakaiky anareo sy hihaona aminareo mivantana 🤗💛

📍 Aza adino ary ny fotoana hihaonantsika eny amin’ny :
🛍️ Épicerie Sahaza – Mahazo
🛍️ Épicerie 20/20 – Antohomadinika

🎉 Koa aza tara ary ! Tongava mitsidika ny toeram-barotra akaiky anareo 😍🙌

Aza misalasala manatona anay ! 💙

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Premier Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share