10/02/2025
Coucou daholy 😊 ho avy ity ny Saint-Valentin ny zoma ho avy izao ka misy ity tolotra ity izahay ho anareo roa kely ❤️ , fa na célibataire koa tongava hoano ny hanina aza miasaloha ra maro 😅🤣🤣🤣
Ahitanao : Rouleau royale , wan tan frite , Chia siu , Calmar , crevettes, Mine sao , Boisson stars .
Marihina fa sur commande ilay izy / koa alefaso ny commande sur na miantso mivantana.
Hafaka hoanina sur place ary hafaka emporté na koa ,
Izay manjifa dia hisy cadeau surprise omenay anareo ary mitonona mots de passe fotsiny hoe : " STV"
Dia hazonao ny " Fanomezana "
Prix : 30.000 Ariary / portion pour 2 personnes .
Toerana : Josi hôtel près fjkm Fasohavana Tanambao II , Ampitan’ny bekapa
Contact : 0388740745