Mitsok'ovy

Mitsok'ovy Plus que des frites 🍟

Inona aty ity izay mahafantatra o?☺️
17/08/2026

Inona aty ity izay mahafantatra o?☺️

Ao anaty commentaire ao ny sary rehetra raha haka fafiny kely ny maso😍
15/08/2026

Ao anaty commentaire ao ny sary rehetra raha haka fafiny kely ny maso😍

Fantatrareo ve izany?😁😂
15/08/2026

Fantatrareo ve izany?😁😂

Salama daholo o😍Ho anareo tsy mbola mahafantatra✅ Anjoma, akaiky restaurant Longo no ahitana an’i Mitsok’Ovy☺️ (tsy eo a...
14/08/2026

Salama daholo o😍

Ho anareo tsy mbola mahafantatra

✅ Anjoma, akaiky restaurant Longo no ahitana an’i Mitsok’Ovy☺️ (tsy eo ampitan’ny Hopital Kely intsony)

✅Misokatra izahay isan’andro
🕦Alatsinainy ka hatramin’ny Sabotsy | 10h30 - 19h30
🕦Alahady | 15h - 19h

🏍️Livraison misy foana ankoatra Alatsinainy☺️, raha ohatra kosa somary alavitra ny toerana dia tsara alohan’ny 18h☺️

📞038 43 825 60 ny laharana azahoana anay raha toa ka hanao commande.

Aza misalasala mandefa hafatra mihafina ato amin’ny pejy MitsokˋOvy kosa raha nisy fanamarihana, na ihany koa fiaraha-miasa tianareo hatao.

Maro no nangataka hoe mba asio dessert kely rehefa avy mihinana frites😍😍 Ireo ary izy ireo😍 ✔️Yaourt✔️Flan✔️Cup cakeEfa ...
13/08/2026

Maro no nangataka hoe mba asio dessert kely rehefa avy mihinana frites😍😍

Ireo ary izy ireo😍

✔️Yaourt
✔️Flan
✔️Cup cake

Efa dispo ireo manomboka androany an❤️😍

Ho avy ihany koa ny masirasira ho anareo mangataka salé😍

Soraty aloha izay mety aminao izay vao matory😁Mamy ary sa Masira ilay hivoaka izay mahay maminavina?😁😊 Sa inona ny tiana...
12/08/2026

Soraty aloha izay mety aminao izay vao matory😁

Mamy ary sa Masira ilay hivoaka izay mahay maminavina?😁😊

Sa inona ny tianareo?❤️

Ianareo ve lasa niala sasatra sa tsia?😍Aiza ny toerana nandehananareo mba zarao hoe bon plan anareo rehetra tany?😍Ho ant...
10/08/2026

Ianareo ve lasa niala sasatra sa tsia?😍

Aiza ny toerana nandehananareo mba zarao hoe bon plan anareo rehetra tany?😍

Ho antsika izay mandalo eto Toamasina an, tongava mitsok’ovy 😁
Eto Anjoma, akaikin’ny restaurant Longo no misy anay 😉

🛵Misy ihany koa ny livraison fa aza misalasala miantso na mandefa mp
📱Contact : +261 38 43 825 60

❤️❤️Team big gourmande?❤️❤️Ity misy tolotra manokana ho anareo anio sy rahampitso😍😍 Afaka manao livraison ihany koa an☺️...
08/08/2026

❤️❤️Team big gourmande?❤️❤️

Ity misy tolotra manokana ho anareo anio sy rahampitso😍😍

Afaka manao livraison ihany koa an☺️

Alefaso my commande ary! Afaka miantso ny 038 43 825 60 avy hatrany❤️

07/08/2026
Lesona 3 no zarainay aminareo indray androany. Indrindra ho an’ireo tanora rehetra tia hisehatra amin’ny tontolon’ny fan...
07/08/2026

Lesona 3 no zarainay aminareo indray androany. Indrindra ho an’ireo tanora rehetra tia hisehatra amin’ny tontolon’ny fandraharaharana☺️

✔️”Observer” : Jereo ny tontolo manodidina anao, jereo hoe inona no ilain’ny olona manodidina alohan’ny hanaovana zavatra iray

✔️ “Apprendre”: tsy voatery hoe mety foana izay zavatra atao. Fa eo ianao no mandray lesona,
Tsy atao mampitohana izay olana rehetra fa raisina ho lesona hanatsarana ny manaraka indray

✔️”Recommencer”: Tsy nety ny natao? Avereno indray, fa aza averina intsony ireo “erreur” teo aloha🙂

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Tuesday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Wednesday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Thursday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Friday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Saturday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00

Telephone

+261321177821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsok'ovy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mitsok'ovy:

Shortcuts

Share