Champ d'idées

Champ d'idées BLOG SOCIAL POUR LES JEUNES

Fiesta Juice Bar😋😎👉Rehefa manao zavatra,tsy mitady lavitra izany fa ny eo akaiky eo ihany sy ny zava-misy no avadibadika...
30/03/2021

Fiesta Juice Bar😋😎

👉Rehefa manao zavatra,tsy mitady lavitra izany fa ny eo akaiky eo ihany sy ny zava-misy no avadibadika😊

Inona indray ity?
Corona virus = ranomafana+tantely+citron+sakay malao+jirofo
Teo no niainga ny hevitra oe "maninona moa raha mifanampy e?" mba ho salama sy ho ara-pahasalamana ny zavatra ho sotroina🤔
Izay no nitsirian'ny hevitra teto😉
Nanandrana aloha dia hita fa:
-Tsara
-Ara-pahasalamana
-Mety amin'ny rehetra
Dia izay vao natao ny dingana rehetra dia lasa izao....
🍹Jus et Thé: citron,gingembre,gironfle avec du miel😋
Sady misotro jus no manohana Barea😎😜😂😂

"Ensemble,on iras plus loin"



27/03/2021

Tes actions définis ta personnalité...
Tes actions définis tes valeurs
Les idées sont des valeurs
Ces valeurs inspires la société ...

Un projet est l'ensemble des idées avec des actions qui définis ta personnalité et valeur.
A nous les jeunes, tout le monde peuvent exploités, copiés nos projets mais la seul choses qu'il ne peuvent pas faire c'est de copié l'identité du projet...

Forces a nous qui sont des concepteurs de projet... Qui n'as jamais été mis en valeur dans notre île....

Jus Naturelle😋Clarinette😋Pop'corne 😋Mety misy tanora te hanao zavatra zao any anefa tsy hainy oe inona ary no ho ataony😊...
25/03/2021

Jus Naturelle😋
Clarinette😋
Pop'corne 😋

Mety misy tanora te hanao zavatra zao any anefa tsy hainy oe inona ary no ho ataony😊

Eny,afaka atao daholy ka😍

Ito zao Jus Naturelle,mba ho fanajana ny fahadiovana sy ho fitandremana amin'ny fahasalamana dia natao amin'ny "eau vive" na dia somary manatombo amin'ny rehetra aza ny vidiny dia mahasarika olona maro satria azo antoka👌
Toy izany koa ny clarinette😁 ary tsy nampiasana "colorant alimentaire" fa colorant tsotra ihany
Nanomboka tamin'ny kely,natomboka teto Tamatave dia ankehitriny maro no liana,betsaka ny manafatra😊 indrindra ny pop'corne izay vokarin'i LE METISS

20/03/2021

Une idée pour nous les jeunes
The gigembre.

Alefa ary😍Malalaka ny sehatra😊Anomboan-tsika ny fifampizarana ato amin'ny "champs d'idée" ny fampahafantarana ny "applic...
18/03/2021

Alefa ary😍

Malalaka ny sehatra😊
Anomboan-tsika ny fifampizarana ato amin'ny "champs d'idée" ny fampahafantarana ny "application globy"😍


Iza moa i "globy"?😏
Globy dia voka-pikarohana nataon'ny Tanora iray teto amin'ny faritra Atsinana nohon'ny fahatsapany ny fahasahiranan'ny mpiara-belona aminy sy ny manodidina azy amin'ny resaka fandriam-pahalemana,fahasalamana,fitadiavana toerana isan-karazany sy ny sisa....
Nijery ny maso,nandinika ny saina,dia tonga ny fanontaniana oe "maninona moa raha mifanampy e?,maninona raha mikaroka zavatra oentina amahana ny olana?" dia mbia avy hatrany fa tonga tao antsaina ny hevitra andeha hamorona APPLICATION😍
➡Tsy lalam-pihofanana narahara teny amin'ny oniversite
➡Tsy nisy nampianatra
➡Tsy nisy nandrisika
Fa herim-po sy herin-tsaina no natambatra ka nahatongavana tamin'izao tanjona lehibe izay😍
➡Nampiana-tena
➡Nikaroka
Ireo no fitaovana nentina niady💪
Dia tratra ny tanjona an-kehitriny❤

Inona avy izany no ao anatin'ny "application globy"?

Ny "application globy" araka izay anarany oe "globy" avy amin'ny oe "globe" dia natao ho ampiasaina maneran-tany tsy an-kanavaka👌
Hevitra maro no nikaona
Fikambanana maro no nifampiresaka amin'izay azo andrafetana ny application globy
Ka nahafahana nandrafitra izany noho izy oentina anampiana vahoaka mpiara-belona
Ka ao anatiny avokoa izany ny "vonjy taitra,vonjy aina,tontolo ianana,fitadiavana toeram-pisakafoanana isan-karazany,toeram-pivarotana,....sy izay rehetra mety anahirana amin'ny fiainana an-davanandro"


Ahoana ny fampiasana azy?😍
Eny,tsy sarotra
Tsotra sady manampy be amin'izay rehetra atao
Globy,application natao ho zakan'ny finday rehetra
➡Misoratra anarana
➡Miditra avy hatrana rehefa nahazo "code"
Tsy ho sahirana intsiny isika rehefa misy loza mahazo satria mifandray amin'ireo manam-pahefana ny application globy ka clikena fotsiny ny TEBOKA FANAIRANA raha sanatria ka misy ny loza toy izany ihany koa ny vonjy aina sy ny vonjy taitra (pompier)

Tsara ny vokatra,betsaka ny liana
Koa manentana antsika hatrany anohana ny tanora sy ny fandraharahana eto Madagasika😍
Ary ihany ampita hafatra amin'ireo tanora izahay eto amin'ny "champs d'idée" oe
Zarao izay anana,mifanohanà,aza variana,oento eto an-tanindrazana ny fahaizana avy norantoviny tany ivelany
Satria ohatra azo alain-tahaka ny namorona ny application globy
Tsy notazominy ho azy irery ny fahaizany,tsy nijanona tany ivelany izy fa nody niaraka tamin'ny hevin

17/03/2021

Champs idées est une page sociale qui partagera des idées innovantes pour les jeunes qui ont des difficultés dans la création de projet entreprenariat ou sociales.
Offres et produits
- Différents articles des jeunes activistes, président d'association, Fondateur d'entreprises, des entreprises PME, des célébrités sociales
- Des vidéos de formation et partage idées en ligne
- Des projets existants tant que social ou entreprenariat

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Champ d'idées posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share