07/08/2026
🥰Maro tokoa ianareo Ilay manoratra hoe MBA alaivo Ilay commande ko re fa dia aza miavona a!🫣
🫴Eny mandray aho fa miankina amin'ny fehim-potoana, Ary tsy miova amin'izay fomba fiasako EFA hatramin'izay aho:
✅5andro mialoha Raha latsaky ny olona 15.
✅10 Andro mialoha kosa Raha mihoatra ny olona 15.
✅Acompte 50%
🙏🙏Feno fankasitrahana foana anareo ny tenako Ary vonona foana ny hanome izay tsiro tsara sy miavaka hatrany🙏🙏🙏🥰