17/04/2025
Tongasoa 🏄♂️🇲🇬🌊🎊
CHAMPION de PÂQUES SURF 🏄♂️
Ny lundi de Pâques hoavy izao dia manomana lalao surf ny ato aminy École de Surf Lenda ba ho fanomezana sehatra ireo surfeurs ato aminy Team ASAF Surf Fort-Dauphin ka hisy lalao maro samy hafa no hatao ao toiny concours de : Dance , Roron'tsasta , Gony, tarin'tady ,......sns
Toerana dia ao BEACH
Aza misalasala ny ho tonga fa misy koa ny Boisson glacé ho anizay te haka hetaheta JOE'S CAFÉ Madagascar manome toky sy tsakitsaky maro samy hafa .
Ka isaorana mialoha ny Ravelomanantsoa Marcel izay manomana izao hetrika izao ba ho famporisihana ireo tanora aminy ity taranja ity .
Tongava Maro
-dauphin
Lova surfing
JOE SURF
Mélodie Surf
FORT DAUPHIN, Madagascar