As Tandem

As Tandem Association Sportive Tandem sambava
siège Antaimby sambava
lieu d'entrainement Tany mena antaimby

Hoanao am sary ty azafady atera tsy misy atak’andro short maillot amnao AS TANDEM  mbola tsy nirasa maillot na niravagna...
23/05/2026

Hoanao am sary ty azafady atera tsy misy atak’andro short maillot amnao
AS TANDEM mbola tsy nirasa maillot na niravagna...

Izahay ato amin’ny AS TANDEM dia maneho fiaraha-miory lalina sy mampahery ny fianakavian’i Président Mena noho ny fahala...
05/04/2026

Izahay ato amin’ny AS TANDEM dia maneho fiaraha-miory lalina sy mampahery ny fianakavian’i Président Mena noho ny fahalasanany. Olona tena akaiky anay izy, niaraka taminay nandritra ny fotoana maro, na tamin’ny fotoan-tsarotra na tamin’ny fotoan-tsambatra. Niara-niasa sy nandray anjara lehibe tamin’ny fanabeazana sy fitaizana ny tanora tao Antaimby izy. Ho mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana azy.

Reposé en paix président

30/03/2026

Joyeux anniversaire ETHAN !!!

08/03/2026
06/03/2026

Entraînement
samedi le 07 Mars 2026
Stade 6h à 8h00

Mbola misokatra  fisoratana anarana ai
02/03/2026

Mbola misokatra fisoratana anarana ai

Premier entraînement officiel du Coach Clara avec les jeunes talents des catégories U7 et U13 de l’AS TANDEM..Hoantsika ...
21/02/2026

Premier entraînement officiel du Coach Clara avec les jeunes talents des catégories U7 et U13 de l’AS TANDEM..

Hoantsika manana zaza te hianatra boligny tongava misoratra anarana na tongava isaka Sabotsy ao am Stade Sambava 6h à 8h00 .. zaza Hilaina dia 5 taona jusqu'à 17ans

contact : 0322909923 coach Clara
coach Theophile: +261320400586 Ambodisatrana

AS TANDEM : des plus petits aux plus grands, un avenir qui se construit

Image des future footballeurs de Madagascar AS TANDEM Sambava Raha naresaka tam herin’andra lasa !!!Final challenge vani...
18/02/2026

Image des future footballeurs de Madagascar AS TANDEM Sambava
Raha naresaka tam herin’andra lasa !!!

Final challenge vanille
fans

Raha nandalo niany ai
15/02/2026

Raha nandalo niany ai

Finale du Challenge Vanille – 15 février 2025L’AS TANDEM U13 figure parmi les équipes mises à l’honneur lors de cette gr...
15/02/2026

Finale du Challenge Vanille – 15 février 2025
L’AS TANDEM U13 figure parmi les équipes mises à l’honneur lors de cette grande finale.

Merci Jack merci challenge Vanille....
fans

Address

ANTAIMBY SAMBAVA
Sambava
208

Telephone

+261324858034

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As Tandem posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to As Tandem:

Shortcuts

Share