14/08/2026
🚨🚨« « Fampilazana olo tsy hita » »🚨🚨
ILAZANA IZAY MAHITA NA NAHITA TANY NISY IZY MBA AMPILAZA FA TSY HITA NANOMBOKO OMALY 8h DU MATIN I ANDRY IZAY MIASA ATO AM JAMAGAS
IZAY MAHITA IZ MBA AMPILAZA AMNAY NA AMINY MOITANDRO FILAMINANA👨🏼✈️👨🏼✈️ IZAY AKAIKY IZY INDRINDRA NA MIANTSO NY LAHARANA 0324159038 FA OMENA VALISOA
ANTONY IKAROHANA AZY « « Abus de confiance » »
MAHATOKY NY FIARAHA MIASA AMNTSIKA JIABY NA AIZA NA AIZA TANY MISY AZY
PARTAGEO MBA HITANY NAMANA SASANY🙏🙏