Chef Cédric officiel

Chef Cédric officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chef Cédric officiel, Restaurant, Mangarivotra.

07/07/2026
Asany mpianatra mafatra-po nay ato @ Mi-BOOS Tamatave Fampianarana Teny Vahiny2 Cedrick Futur Chef Chef Suzy's Passion
04/07/2026

Asany mpianatra mafatra-po nay ato @ Mi-BOOS Tamatave
Fampianarana Teny Vahiny2
Cedrick Futur Chef Chef Suzy's Passion

isaoragna zahnahary,fa mbola afaka manome izay traikefa Kely Zay,misy avy aty amiko aho,Ary mankasitraka ianareo izay ma...
04/07/2026

isaoragna zahnahary,fa mbola afaka manome izay traikefa Kely Zay,misy avy aty amiko aho,Ary mankasitraka ianareo izay manampy sy manohana hatrany Cedrick Futur Chef
Fampianarana Teny Vahiny2

salade gésier sauce moutarde aux oeufs
02/07/2026

salade gésier sauce moutarde aux oeufs

Mpianatra mafatra-po ato @ miboss Tamatave Cedrick Futur Chef Fampianarana Teny Vahiny2
24/06/2026

Mpianatra mafatra-po ato @ miboss Tamatave Cedrick Futur Chef Fampianarana Teny Vahiny2

16/06/2026

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

16/06/2026

🟥🟪 OFFRE SPÉCIAL VACANCES 🟪🟥
🟣🟣🎂 MI-BOSS COURS DE CUISINE & PÂTISSERIE 🎂🟣🟣
🟢🟢 HO ANTSIKA RAY AMAN -DRENY AZO ATAO TSARA NY MANDEFA NY ZANATSIKA HIOFANA HAHAY HAHANDRO SAKAFO SY HAHAY KARAZANA M**O ISANKARAZANY
🔵🔵ARY TENA MANAMPY AZY IATREHANY NY FIAINANY NY FAHAIZANY MIKARAKARA SAKAFO
🟣🟣METY TSARA HO AN'NY ANKIZY LAHY NA VAVY NY FAHAIZANA MAHANDRO
🟠🟠 MARO NY TOMBONY HO AN'NY OLONA MAHAY MAHANDRO SAKAFO

👉👉 IRAY VOLANA MONJA DE VITANAO IZANY!
🟣🟣🟣 MIANATRA ISAN'ANDRO 🟣🟣🟣

♦️♦️♦️ MANOMBOKA NY FISORATANA ANARANA ♦️♦️♦️

🔶🔶AZA MISALASALA ARY FA TONGAVA mianatra ato amin’ny MI -BOSS TAMATAVE
⭐⭐⭐ MANDRAY MPIANATRA ISAN'ANDRO IZAHAY ⭐⭐⭐
🔵🔵➖Fampianarana Cuisine Malagasy, Européenne & Asiatique
🔵🔵➖Fiofanana Pâtisserie moderne sy professionnelle
🔴🔴 NATAO HIO AN'NY REHETRA
🔴🔴 pratique miaraka amin'ny MPAMPIANATRA
🟣🟣🟣🟣ZARAINA SAMY MITONDRA NY AZY MODY IZAY ZAVATRA ATAO ISAN'ANDRO
🔴🔴Misy certificat amin’ny fiafaran’ny formation
👉👉Adresse : MI -BOSS TAMATAVE Mangarivotra Sud, en face Saint Paul, MISY PLAQUE EO MANONDRO NY LALANA !200m MIALA EO !
☎️☎️0️⃣3️⃣4️⃣2️⃣9️⃣3️⃣5️⃣7️⃣0️⃣2️⃣
☎️☎️0️⃣3️⃣2️⃣5️⃣5️⃣8️⃣1️⃣0️⃣1️⃣0️⃣
☎️☎️0️⃣3️⃣3️⃣8️⃣0️⃣9️⃣1️⃣8️⃣1️⃣0️⃣

Raha mianatra ianao de ts maintsy mahay foan ato ,Fampianarana Teny Vahiny2 -Boss tamatave Chef Cédric officiel
16/06/2026

Raha mianatra ianao de ts maintsy mahay foan ato ,
Fampianarana Teny Vahiny2
-Boss tamatave
Chef Cédric officiel

Niakatra ny vidin'atody 🙄😭🥚🥚🤧Ny gâteau normal tahaka ny anay anie ka Olona iray=Atody iray 🥺🥺Hamono anay am asanay 😭😭  ❤...
14/06/2026

Niakatra ny vidin'atody 🙄😭🥚🥚🤧
Ny gâteau normal tahaka ny anay anie ka Olona iray=Atody iray 🥺🥺
Hamono anay am asanay 😭😭

❤️❤️

Andao indray anao pate Génoise nature 08 oeufs 140g de sucre 200g de la farine Parfum vanille -FOMBA FIKARAKARANA AZYAfa...
13/06/2026

Andao indray anao pate Génoise nature
08 oeufs
140g de sucre
200g de la farine
Parfum vanille
-FOMBA FIKARAKARANA AZY
Afanao 180°© la four
Omeno ny moule voahositra menaka,ar ampio papier cuisson,na taratasy
Sarao ny tapotsiny atody si tamenaka,kapohy ny tapotsiny atody ahazo neige mitambatra ,ar asio siramamy tsikelikely,asio anitra la vanille indray sarony,de arotsaka ao anatiny neige efa vita Téo n'y, tamenaka atody,de afangaro moramora,vita zay,de araraka tsikelikely la farine,de afangaro moramora,dia rehefa mifangaro pâte teo,de ataova ao agnaty moule le voahositra menaka teo,ar ampidiro ao agnaty la four 30mn.

Address

Mangarivotra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chef Cédric officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category