Resto Anjara

Resto Anjara Hitondra ho anao ilay tsiro tena miavaka amin'ilay fankafizanao azy iny e. Dia ilay mitsinjo ny fahasalamanao ihany koa

Aza miala lavitra fa efa tsy ho ela ny carte vaovao ๐Ÿ˜ƒFa alefaso foana aloha ny commandenao e.Commande au: 038 31 347 63 ...
11/08/2026

Aza miala lavitra fa efa tsy ho ela ny carte vaovao ๐Ÿ˜ƒ
Fa alefaso foana aloha ny commandenao e.
Commande au: 038 31 347 63 - 037 66 124 56

09/08/2026

Ilay fotoana maminao ho lafatra kokoa...

09/08/2026
Eo koa ny Anjara resto amin'io an๐Ÿ˜‰,koa tongava ary ,ny 21 hatramin'ny 23 aoรปt ny fotoana  stand Nยฐ17 โค๏ธmanasa antsika re...
06/08/2026

Eo koa ny Anjara resto amin'io an๐Ÿ˜‰,koa tongava ary ,ny 21 hatramin'ny 23 aoรปt ny fotoana stand Nยฐ17 โค๏ธmanasa antsika rehetra oh

๐—ฆ๐—ง๐—”๐—ก๐—— ๐—กยฐ๐Ÿญ๐Ÿณ : ๐—”๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ผ - ๐—ง๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ง๐—ฒ๐—น๐—ผ - ๐—™๐—ผ๐—ผ๐—ฑ ๐—™๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น - ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐—ฎ๐˜‚ ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ๐—ฎ๐—ผ๐˜‚ฬ‚๐˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐—ฃ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—•๐—ฒ

Ao amin'ny Stand Nยฐ17 no hahitanareo an'ny Anjara Resto mandritra ny ๐—ง๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ง๐—ฒ๐—น๐—ผ - ๐—™๐—ผ๐—ผ๐—ฑ ๐—™๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น.

Amboary dieny izao ny programme, ambohim-pihaognan'ny mpianakavy, mpinamana... mpankafy sakafo ny amin'io 21 au 23 aoรปt io.

๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ 3 ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค, ๐™™๐™ž๐™– ๐™๐™ž๐™จ๐™ฎ :
๐Ÿ› Stands sakafo isan-karazany
๐Ÿ• Pizza, snack, fast food
๐Ÿฅค Boissons sy zava-pisotro isan-karazany
๐ŸŽก Aire de jeux ho anโ€™ny ankizy
๐ŸŽ‰ Atmosphรจre fety sy fifaliana tsy an-kijanona

Ary hisy soirรฉe lehibe : "๐—Ÿ๐—ฎ ๐—ก๐˜‚๐—ถ๐˜ ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ง๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ๐—ฒ" izay hatao Magneva Hotel.

Magniry hagnano exposant na koa mila fagnazavana fagnampiny ? Tongava amin'ny MP na miantso ny laharana.

Eh รด, aiza daholo le mankafy gรขteau รด ๐ŸŽ‚Amin'ilay matsirobe foana a.
06/08/2026

Eh รด, aiza daholo le mankafy gรขteau รด ๐ŸŽ‚
Amin'ilay matsirobe foana a.

Misaotra sy mankasitraka anareo mahatoky anay foana. ๐Ÿ™Mbola mitohy hatrany ny asatsika amin'ny fandraisana ny commandena...
17/05/2026

Misaotra sy mankasitraka anareo mahatoky anay foana. ๐Ÿ™
Mbola mitohy hatrany ny asatsika amin'ny fandraisana ny commandenareo a. ๐Ÿฅช๐Ÿ”๐ŸŒฎ๐Ÿง
Amin'ilay tsiro tena tsara. Rapport qualitรฉ prix OK. ๐Ÿ‘

Mankasitraka hatrany anareo mpanjifa izahay, teo foana ...niaraka taminay.
13/03/2026

Mankasitraka hatrany anareo mpanjifa izahay, teo foana ...niaraka taminay.

Mirary antsika rehetra hihaina ny soa sy ny tsara hatrany amin'ity taona vaovao 2026 ity. ๐ŸฅณVonona izahay ny hanome ny ts...
05/01/2026

Mirary antsika rehetra hihaina ny soa sy ny tsara hatrany amin'ity taona vaovao 2026 ity. ๐Ÿฅณ

Vonona izahay ny hanome ny tsara sy hanatsara ho anareo. ๐Ÿฅ‚๐Ÿพ๐Ÿฅฃ

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely dia samy ho feno fifaliana daholo fa hitoeran'ny fiadanana รด ๐ŸŽ‚๐Ÿคท๐ŸปMiara...
25/12/2025

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely dia samy ho feno fifaliana daholo fa hitoeran'ny fiadanana รด ๐ŸŽ‚๐Ÿคท๐Ÿป

Miarahaba sy mirary soa manokana ireo nanana fety manokana androany koa. Baribarita Elisa, Kenny sns ๐Ÿชต๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿฅ‚

Misaotra anareo nametraka fitokisana taminay tamin'ny fanaovana ny gรขteaux a๐Ÿ™‹๐Ÿป๐Ÿฎ๐ŸŽ‚Ambara amin'ny fomba ofisialy ary fa tsy...
21/12/2025

Misaotra anareo nametraka fitokisana taminay tamin'ny fanaovana ny gรขteaux a๐Ÿ™‹๐Ÿป๐Ÿฎ๐ŸŽ‚

Ambara amin'ny fomba ofisialy ary fa tsy mandray commande intsony izahay raha tsy gateaux livrena 29 dรฉcembre makany ๐Ÿฐ๐Ÿฅฎ

Fa misy an'ireto bรปches tsara kely ireto, crรจme au chocolat no ao anatiny omena izay 5 voalohany manana 12.000Ar, pour 4 pers io.

Mirary fety mahafinaritra ho antsika๐Ÿ‘ฏ๐Ÿชต๐Ÿ•บ๐Ÿป

Address

Manakara

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 18:00 - 21:00

Telephone

+261340918265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Resto Anjara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category