Arm'Elle Service traiteur

Arm'Elle Service traiteur Nous proposons divers menu à emporter ou à livrer

Promotion fête des mères 🎁 🎁
22/05/2024

Promotion fête des mères 🎁 🎁

Aza hadino fa isaky ny zoma ny koba talata ny volon'ondry no tonga koa malakilaky ary izay tia koba rehetra am le mainty...
11/04/2024

Aza hadino fa isaky ny zoma ny koba talata ny volon'ondry no tonga koa malakilaky ary izay tia koba rehetra am le mainty mainty tsara iny mints miam miam 😋😋😋
Prix tsy miova 5 000ar 500g
Livraison possible à partir de 3 000ar

Zoma androany,tsy adinontsika vé? Misy koba androany o Mp direct Zay haka,prix tsy miova 5000ar- 500gIzay maka 2 androan...
29/03/2024

Zoma androany,tsy adinontsika vé?
Misy koba androany o Mp direct Zay haka,prix tsy miova 5000ar- 500g
Izay maka 2 androany 29Mars livraison gratuit

Raha tianao ho avotra ny fiainanao1. Manàna fahaleovan-tena. Aza miantehitra amin'olona fa manàna fidiram-bola. Aza kamo...
27/03/2024

Raha tianao ho avotra ny fiainanao

1. Manàna fahaleovan-tena.
Aza miantehitra amin'olona fa manàna fidiram-bola.
Aza kamo fa mila miasa ny olona te-ho mpanan-karena.

2. Fehezo ny fandaniana
Jereo tsara ny fandanianao isam-bola
Ahenao izay fandaniana tsy mitondra vokatra toy ny fividianana kiraro lafo vidy, ny shooting, ny fandehanana restaurant.

3. Mianara mba manangom-bola
Tsy izay vola rehetra tonga eo am-pelatanana dia lanina daholo fa mianara mba mitsinjo ny rahampitso.
Ametraho kely foana ny karamanao fa tsy lanina daholo.

4. Ahodino ny ampahany amin'ny vola voahangona.
Aza tehirizina ela ny vola fa avelao hiasa. Mianara mampiasa vola.
Ohatra raha manana vola miangona ianao dia ny 25 % tazomina dia ny 75 % ahodina.

5. Ampitomboy foana ny vola miasa
Raha mpiasa tena ianao ka nahalafo maromaro androany dia aza maika manao fety fa avelao ny tombony azonao hanampiana ny vola miasa mba mitombo amin'izay ny orinasakelinao.

6. Ampitomboy ny fototrin'ny fidiram-bola.
Miezaha mba mamorona fidiram-bola iray na roa isan-taona. Tsy tsara ny mijanona amin'ny fidirambola iray na 2 fa mba 4 farany kely mba ahafahanao manana stabilité financière.

7. Ny farany dia tohizo foana ny fianarana na miala ny sekoly nianarana aza.
Mianara zavatra ilainao hampivoatra anao.
Mianara momban'ny fandraharahana
Mianara momban'ny fampiasana vola
ary indrindra indrindra mianara mivarotra satria ny harena miafina ao anaty varotra. Na zavatra tsisy dikany hampanankarena anao raha voafehinao io varotra io

Tadidio fa tsy ho mahantra foana ianao
Tsy hiaina anaty fijaliana foana ianao
Mila miaritra kely fotsiny manatanteraka ireo dia avotra ny fiainanao

Zarazarao mba hanavotra ny fiainan'ny hafa

Source:Réussir avec Martin

Satria maro no nangataka ny hanohizantsika ny fivarotana Ilay   dia tapaka izany fa hisy famatsiana avy any talata ny vo...
19/03/2024

Satria maro no nangataka ny hanohizantsika ny fivarotana Ilay dia tapaka izany fa hisy famatsiana avy any talata ny volon'ondry isaky ny Zoma eto Majunga.
Koa izay rehetra te hanjifa dia afaka mandefa commande dia livrena na récuperena zoma

Tarif tena abordable 5 000ar ny 500g
Afaka miditra mp na miantso mivantana
0326372574/0389621829

Coucou daol tsika ato elaela tsika zay 🙂🙂Vaovao tsika mandray commande gâteau tsika am 𝐒𝐚𝐢𝐧𝐭 𝐕𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧 aza miandry ela fa...
04/02/2024

Coucou daol tsika ato elaela tsika zay 🙂🙂
Vaovao tsika mandray commande gâteau tsika am 𝐒𝐚𝐢𝐧𝐭 𝐕𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧 aza miandry ela fa omano dieny izao ny romance Kely nareo roa mba hamelombelomana indray Ilay Afom-pitiavana ao anatinareo ❤️❤️❤️❤️❤️
50 000ar pour 6 personnes
Tel: 0326372574/0347656892

Efa vacance Zao ny ankizy dia misy refrain zay mandeha be ao antrano izay hainy maman rehetra  Ka noho izany aza misalas...
06/07/2023

Efa vacance Zao ny ankizy dia misy refrain zay mandeha be ao antrano izay hainy maman rehetra
Ka noho izany aza misalasala fa zahay manao goûter isankarazany, misy ihany koa ny ho an'izay tonga fety mandritrany vacance izao.
Tongava amin'ny Mp avy hatrany ary na aza misalasala miantso mivantana 0326372574/0347656892

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ny anay moa rehefa fety ny andro dia izahay mam...
26/06/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ny anay moa rehefa fety ny andro dia izahay mampifety anareo e.
Misaotra nahatoky anay🙏🙏🙏
Ho anareo izay mikasa ny hiara hiasa aminay dia aza misalasala miantso mivantana
0326372574/0347656892 na Mp direct

Mandray commande gâteau 🎂🍰 ihany koa izahay Aza misalasala 😉😉
26/03/2023

Mandray commande gâteau 🎂🍰 ihany koa izahay
Aza misalasala 😉😉


Pour tous vos événements n'hésitez pas à  nous contacter 😊😊
23/03/2023

Pour tous vos événements n'hésitez pas à nous contacter 😊😊

Address

Boulevard Poincarre
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261326372574

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arm'Elle Service traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Arm'Elle Service traiteur:

Share