08/04/2023
Rehefa fety otran'izao Dia sakafo tsy afaka amintsika mihitsy ny patte.
Fomban-drazana tsy hita izay maharatsy azy😄
Mine Sao afaka jifainao ihany koa manomboka rahampitso.
1 000 Ar monja ny barquette😱
Izay manao commande mialoha no mahazo aloha ka vonjivonjeo Ary.