10/09/2026
✨ Mihoatra noho ny toerana fandraisana lanonana… mamorona fotoana feno hafaliana izahay ✨
Ho anay, tsy fanofana toerana fotsiny ny hetsika ataonao. Tianay ny hanampy anao hamorona fotoana miavaka sy mahafinaritra, ho anao sy ireo vahiny nasainao 🎁🎊
🎉 Toerana mampiray
❤️ Fotoana mampifaly sy mampifanakaiky
🥂 Ambiance mahafinaritra
✨ Ary indrindra, fahatsiarovana tsy hay hadinoina
Satria ny fahombiazan’ny lanonana dia tsy miankina amin’ny toerana tsara fotsiny… fa amin’ny hafaliana sy ny fotoana tsara iarahana 🎊🥂🎊
Tsy mpanome toerana fotsiny izahay. Miaraka aminao izahay mba hahatonga ny lanonanao ho tena miavaka sy tsy hay hadinoina 💫
📞 034 14 594 33
📞 034 67 481 35
📍 Ivato Andraondrikely 📍