Ma Barquette Tana

Ma Barquette Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma Barquette Tana, Burger Restaurant, Itaosy.

25/04/2026

Akoho sy burger be ny kefona oa ry neny e ๐Ÿ˜…๐Ÿ‘Œ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Misy menu vรฉgรฉtarien oa ry zanjy e๐Ÿ˜…๐Ÿ˜…
Tena angadinay ireo an ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ˜‰
Ny nouille sautรฉ sy ny tofu sautรฉ koa moa de tena mashiroouu ato aminay e ๐Ÿฅฐ๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹

25/03/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Iza daholo no anaterana androany? ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

herinandro vaovao ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ dia Mbola vonona hatrany izahay hanome fahafampo anareo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
16/03/2026

herinandro vaovao ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ dia Mbola vonona hatrany izahay hanome fahafampo anareo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

ireto no tena top vente ato aminay ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ ny anareo inona no tena tinareo? mandray commande hatrany izahay034010583003238681...
14/03/2026

ireto no tena top vente ato aminay ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
ny anareo inona no tena tinareo?
mandray commande hatrany izahay
0340105830
0323868181

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Inona no tianao kokoa aminโ€™ity faranโ€™ny herinandro ity? ๐Ÿค”๐Ÿœ Team Nouilles sautรฉes sa๐Ÿ” Team Burger ianao??  Ny Crispy c...
12/03/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Inona no tianao kokoa aminโ€™ity faranโ€™ny herinandro ity? ๐Ÿค”
๐Ÿœ Team Nouilles sautรฉes sa๐Ÿ” Team Burger ianao?? Ny Crispy chicken wings manaraka eny fona ๐Ÿ—๐Ÿ—๐Ÿ˜‹๐Ÿ”ฅ

Soraty ao anaty commentaire hoe TEAM BURGER na TEAM NOUILLES ๐Ÿ‘‡
Ary tag-o ny namanao hiaraka hankafy azy ๐Ÿ˜‹

โœ… Aza adino:
๐Ÿ‘ Araho ny pejy Facebook
โค๏ธ Aza adino ihany koa ny manaraka anay Ma Barquette Mg

Pack Foreverโค๏ธ๐Ÿ”ฅ2 Burger 6 Crispy chicken wings 1 nouilles sautรฉes au boeuf GM (barquette 1l)2 coca (ou jus naturel)
06/03/2026

Pack Foreverโค๏ธ๐Ÿ”ฅ
2 Burger
6 Crispy chicken wings
1 nouilles sautรฉes au boeuf GM (barquette 1l)
2 coca (ou jus naturel)

Commande vitsivitsy sisa no afaka raisina androany dia hatram 10h o ๐Ÿ™๐ŸฅฐPs: Androany ihany no hatram 10h โ˜บ๏ธ
28/02/2026

Commande vitsivitsy sisa no afaka raisina androany dia hatram 10h o ๐Ÿ™๐Ÿฅฐ

Ps: Androany ihany no hatram 10h โ˜บ๏ธ

โŒFa Burger Vรฉgรฉtarien am aona izy ity e? โ‰๏ธ๐Ÿ™„Inona zany ny ao anatiny ao? ๐Ÿค”Dia mba matsiro veโ“โœ…๐Ÿ”Eny retsy tena natao hoan...
26/02/2026

โŒFa Burger Vรฉgรฉtarien am aona izy ity e?

โ‰๏ธ๐Ÿ™„Inona zany ny ao anatiny ao? ๐Ÿค”Dia mba matsiro veโ“

โœ…๐Ÿ”Eny retsy tena natao hoan'ny vรฉgรฉtarien tokoa io burger io๐Ÿฅฐ
ary tena arapasalamana tsara tokoa satria:
"Steak soja " no ampiasaina ao anatiny fa tsy hena velively ๐Ÿ˜Š
โœ…Ny tsirony ve?๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ‘Œ Andramo aloha dia tantarao anaty retour aveo fa ilelamolotra ianareo ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ™Œ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

๐Ÿ˜๐Ÿ˜Sady mbola 9.000ar monja ny vidiny nefa sady mahazo jus itelomana azy๐Ÿฅค๐Ÿ˜‰

Ka ahoana retsy!? ๐Ÿฅฐ Atao firy le anareo zay ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‹๐Ÿ‘Œ

โ˜‘๏ธMp avy hatrany ary raha hanaterana e ๐Ÿ˜Š

Nb: Ireo sakafo maro isankarazany sy ireo karazana offres efa nalefanay ao ambanimbany ao ireo ihany koa dia afaka jiafainareo tsara daolo ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

25/02/2026

๐Ÿ’ฅVokatra vaovao be ๐Ÿ’ฅ

๐Ÿ” BURGER Vร‰Gร‰TARIEN ๐Ÿ”

๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Mashirooรด ๐Ÿ‘Œ๐Ÿคค๐Ÿ˜

9.000ar monja nefa mbola mahazo jus miaraka aminy ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

23/02/2026

Crispy wings ๐Ÿ˜‹๐Ÿ—๐Ÿ—๐Ÿฅ‚๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿ˜

Alefaso Mp daholo indray ny commande fa anateranay ianareo ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ— Crispy wings
๐Ÿ— Spicy Korean chicken
๐Ÿ— Nouilles sautรฉes aux boeufs
๐Ÿ— Burger ๐Ÿ”๐Ÿ”๐Ÿ”

๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ ๐Ÿ˜ ๐Ÿ”๐Ÿ—Iza no tsy mbola nanandrana ity formule ity ? ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ Miammm be tena mashirooรด ๐Ÿ‘Œ
18/02/2026

๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ ๐Ÿ˜ ๐Ÿ”๐Ÿ—
Iza no tsy mbola nanandrana ity formule ity ? ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Miammm be tena mashirooรด ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ”๐Ÿ” BURGER ๐Ÿ”๐Ÿ” (Double steak - Cheese cheddar - Poulet)12.000ar
18/02/2026

๐Ÿ”๐Ÿ” BURGER ๐Ÿ”๐Ÿ”

(Double steak - Cheese cheddar - Poulet)

12.000ar

Address

Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Barquette Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share