Kalouna

Kalouna Un paradis pour tous les gourmands
une vitrine virtuel d'art culinaire et de fast food originale.

Santionanireo sary ny cocktail nataonay ny 17juillet lasa teoVonona hanome. fahafahampo anareo mandrakariva❤️👌Misaotra n...
19/07/2026

Santionanireo sary ny cocktail nataonay ny 17juillet lasa teo
Vonona hanome. fahafahampo anareo mandrakariva❤️👌
Misaotra ny fahatokisana anilay Client ihany koa ,eto foana izahay tompoko
Miaraka matihaninaVonjy Ramanampihery foana isika 🤩👌👌,Hisaoraka ireo Ekipa ny KALOUNA rehetra eh🫂🫂

16/07/2026

Iza ndray tinareo😍😍

Merci de votre confiance 🙏,vonona foana  événement rehetraNotre buffet en image omaly,misaotra nisafidy anay foana eh,🙏😍...
29/05/2026

Merci de votre confiance 🙏,vonona foana événement rehetra
Notre buffet en image omaly,misaotra nisafidy anay foana eh,🙏😍😍
Afaka manatanteraka izay tadiavinareo raha resaka sakafo izahay🍽🍷🍝
CUISINIERS AVEC AMOUR, KALOUNA 👋👋💋💋

Salama o..Tafiakatra amin'ny Demi finale izy izay anisany nanagana an'ity orinasakelinay ity koa manasa anao mbola hanoh...
26/01/2026

Salama o..
Tafiakatra amin'ny Demi finale izy izay anisany nanagana an'ity orinasakelinay ity koa manasa anao mbola hanohana azy foana mba hahatafita azy amin'ny famaranana ..

Manasa anao hiditra amin'ity lien ity dia hifidy ny laharana faha 12..

https://www.facebook.com/share/p/1C92YQxazS/


Mangataka fanohanatsika izahay ao ❤👍👍, mandray anjara ao Cfam Mcar challenge Femme entrepreneurs  Luci Fondatrice KALOUN...
14/01/2026

Mangataka fanohanatsika izahay ao ❤👍👍, mandray anjara ao Cfam Mcar challenge Femme entrepreneurs Luci Fondatrice KALOUNA 😍🙏 N12
Mba cliqué-o aloha sary de zay vao asaina réaction
Mankasitraka sahady azy ❤🙏🙏👄👄👄

Address

Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kalouna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category