Restaurant tohan'aina soavinandriana itasy

Restaurant tohan'aina soavinandriana itasy Restaurant

Salama e. Mandray commande bûche de Noël izahay ato am restaurant a. Manomboka  15000ar. Alefaso ary ny commande o🥰🥰
12/12/2022

Salama e. Mandray commande bûche de Noël izahay ato am restaurant a. Manomboka 15000ar. Alefaso ary ny commande o🥰🥰

Tolotra ho an'ny volana décembre, ny RESTAURANT Tohan’aina eto @ Sinpa dia mivarotra billet manomboka izao ary manankery...
17/11/2022

Tolotra ho an'ny volana décembre, ny RESTAURANT Tohan’aina eto @ Sinpa dia mivarotra billet manomboka izao ary manankery manomboka ny 1er décembre ka hatramin'ny fin décembre toy izao ny andinindininy
-ny billet 15 000 Ar dia ahafahanao mahazo sakafo na boissons valeur ana 17 000 Ar
-ny billet ana 30 000 Ar, dia valeur ana sakafo na boissons 35 000 Ar
- ny billet 65 000 Ar, dia ahafahanao mahazo sakafo na boissons valeur ana 80 000 Ar.
Raha mila fanazavana fanampiny dia manantona mivantana ao na atsoy ny 0340351536.
Misaotra tompoko

Nos viennoiseries 💗🎊
23/09/2022

Nos viennoiseries 💗🎊

Riz grilléSalade Steack tartare
08/08/2022

Riz grillé
Salade
Steack tartare

Tongava manandrana ny menu vaoavao🌮🍕🥐🥯🍝
06/08/2022

Tongava manandrana ny menu vaoavao🌮🍕🥐🥯🍝

06/08/2022
Tongava manao karaoké ato aminay ary fa efa manomboka izy ato🥰
21/07/2022

Tongava manao karaoké ato aminay ary fa efa manomboka izy ato🥰

Bonne fêtes ny Ray rehetra dia mirary soa ho an'ny rehetra e🥳🥳Sosisy fumée sy  Lard fumée ny vokatra ato aminay akoatra ...
19/06/2022

Bonne fêtes ny Ray rehetra dia mirary soa ho an'ny rehetra e🥳🥳
Sosisy fumée sy Lard fumée ny vokatra ato aminay akoatra ireo ef misy hatrizay🙃❤️ tongava fa misokatr izahay androany

Nos produits
16/06/2022

Nos produits

Address

Soavinandriana Itasy
Imerintsiatosika

Telephone

+261340351536

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant tohan'aina soavinandriana itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Restaurant tohan'aina soavinandriana itasy:

Share

Category