Eka Sheky-Ankoba-614

Eka Sheky-Ankoba-614 Bienvenue à EKA SHEKY !

Situé à seulement 3 minutes de la magnifique plage d'Ankoba, en plein cœur de la ville, notre grill-barbecue est l'endroit idéal pour se détendre et savourer des grillades succulentes en compagnie de vos proches.

SALAMA EEEEEE!                                 MANAL'AZY RESILIENCE TOURIrahana amin'i RETSIVAITSY sy RAY ao amin'ny BAR...
02/12/2025

SALAMA EEEEEE!
MANAL'AZY RESILIENCE TOUR

Irahana amin'i RETSIVAITSY sy RAY ao amin'ny BAR RN13, zoma 5 desambra.

Hanao tour eto Faradofay ity hetsika ity mandritran'ny volana desambra. Hiova koa ny toerana handray azy. Hatao surprise ny toerana manaraka sy ny fotoana. Afaka miditra MP ho an'izay toerana tia handray ny hetsika.

Araho tsy tapaka ny pejy.

Manasa ireo namana rehetra tia MOZIKA, na mihira, na mitendry na tsy mahay aza dia andao hanala kely aloha.
Misaotra.

Misaotra, Misaotra, misaotra. Tsara loatra. Mankasitraka antsika iaby.
02/11/2025

Misaotra, Misaotra, misaotra.

Tsara loatra. Mankasitraka antsika iaby.

Hariva zany eee! @6 ora hariva.Complet revy Tsaky.
30/08/2025

Hariva zany eee! @6 ora hariva.
Complet revy Tsaky.

Ankoba ao. saropady ny Tontolo iainana.
05/06/2025

Ankoba ao.
saropady ny Tontolo iainana.

Ato heky aloha vao ariky.
26/05/2025

Ato heky aloha vao ariky.

Iza no maka an'iza? Amboaro pro zalahy!!!
26/05/2025

Iza no maka an'iza?

Amboaro pro zalahy!!!

Hommage à Bob Marley eto Faradofay, efa nitety toera maro, anjaran'ny Eka Sheky-Ankoba-614 koa amin'ity taona ity.Faly i...
06/05/2025

Hommage à Bob Marley eto Faradofay, efa nitety toera maro, anjaran'ny Eka Sheky-Ankoba-614 koa amin'ity taona ity.

Faly izahay mandray an'ito hetsika ito ho fahatsiarovana an'ilay kalazan'ny Mozika Reggae tsy Iza izany fa i Bob Marley.

Manome fotoana ho antsika ny asabotsy 10 mai manomboka amin'ny 4 ora tolak'andro.

Sonorisation raitra miaraka amin'i Herts Studio Fort Dauphin

BoB Marley Ranoray fa hisy koa hira hafa eny antenatenany eny. Afaka mandray anjara amin'ilay version acoustique matsiro tsara.

Ireo hanafana :Josz, Lyrah, Nanah, Papa na Melvin, Capou , Njara, Gabin, Ray

Nouveau chef, nouvelle carte, nouveau Menu. Efa amin'ny vidiny mirary hatramin'ny boisson.

TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
FA PEACE AND LOVE NO HIFAMPIZARANA

JAH RASTAFARAI

Tsy asia resaka be. AMARAY MIFANKAHITA.
10/04/2025

Tsy asia resaka be. AMARAY MIFANKAHITA.

Kely sisaky!!!
28/03/2025

Kely sisaky!!!

Address

Ankoba
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eka Sheky-Ankoba-614 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category