15/04/2026
hitanao ato amin'ny NY AINA SERVICE ihany ko ny rack portable,ho an'izay manana stockage kelikely a de tena mety amin'io nefa tena aminy vidiny mirary.
zay koa dia mivarotra jeux a, na PSP , PS2, PC mo mzava ho azy, ho an'ny PC manokana dia afaka ataonay ny Instalation anao, fa entina ilay machina a