Tsiho Garden

Tsiho Garden Mandray, manomana, mikarakara fety isan-karazany: mariage, fiançailles, baptême, fivoriam-pianakav

10/04/2023

Dia mbola ao tsara eeeee

Ao tsara…..
10/04/2023

Ao tsara…..

Elaela izay an 🙂. Mandritra ny fetin’ny P***a Ary ny fotoana ety @  Tsiho Garden
31/03/2023

Elaela izay an 🙂. Mandritra ny fetin’ny P***a Ary ny fotoana ety @ Tsiho Garden

Mirary fety sambatra ho an’ny rehetra, Samy ho tratry ny taona vaovao.
29/12/2022

Mirary fety sambatra ho an’ny rehetra, Samy ho tratry ny taona vaovao.

29/11/2022

Akaiky ny fety... Inona izao no sakafo tianareo hohanina ? 💃🍤🍕🍟🍡🍰🌭🍹🍺

Allô ! Rehefa le Tsiho Garden misokatra iny de... aleo manararaotra😋😋 😋😋Araho ny pejy ary 😍
27/06/2022

Allô ! Rehefa le Tsiho Garden misokatra iny de... aleo manararaotra😋😋 😋😋
Araho ny pejy ary 😍

Arahabaina tratry ny asaramanitra o! Misokatra ny Tsiho Garden androany 26 jiona an 😉Pizzas, tsakitsaky, boissons, zarid...
26/06/2022

Arahabaina tratry ny asaramanitra o!
Misokatra ny Tsiho Garden androany 26 jiona an 😉
Pizzas, tsakitsaky, boissons, zaridaina, rivotra madio, filaminana...
Merciiiiiii 😍

Manimanitra fety indray o? Eo ary e! Miomàna dieny izao hankalaza ny takariva fitsenàna ny fetin'ny FAHALEOVANTENA miara...
17/06/2022

Manimanitra fety indray o? Eo ary e! Miomàna dieny izao hankalaza ny takariva fitsenàna ny fetin'ny FAHALEOVANTENA miaraka Garden 😉...
👉 Discothèque💃🎵🔊
👉 Karaoké 🎤🎙🎶
👉Feu de camp 💥..
Sakafo sy zava-pisotro : Pizzas, Soupes, Brochettes, grillades...🍕🍕🍲🍝??🍗🍕🍕🍷🍺🍽??🍜🧀🌮 ??😋😋




Miarahaba 😊 Resaka fetin'i Neny, Mama, Maman, Bebe... Tsara foana ny mizara mamy e? 🎂🍰Mandray commande izahay ary ho fan...
25/05/2022

Miarahaba 😊 Resaka fetin'i Neny, Mama, Maman, Bebe... Tsara foana ny mizara mamy e? 🎂🍰
Mandray commande izahay ary ho fankasitrahana ny reny rehetra eto Faratsiho. Mp na antso antarobia avy hatrany ary oh 🎂🍰
Prix : 4000 ar par portion ny tsotra 😋😋
5000 ar par portion ny forêt noir 😋😋
📞0349782717 na 0347269828

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tety @ Tsiho Garden anio, mankasitraka anareo rehetra nandalo tato Aminay, mankasitraka...
18/04/2022

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tety @ Tsiho Garden anio, mankasitraka anareo rehetra nandalo tato Aminay, mankasitraka ny Team Tsiho Garden ihany koa....🙏🙏🙏

Efa mandeha ny mandeha an 🤗😃👉👍👌👉Pizza poulet, encore fumant... 😋😋😋Ampiarahana am jus na bierre kely de hmmmm😉😀
17/04/2022

Efa mandeha ny mandeha an 🤗😃👉👍👌👉Pizza poulet, encore fumant... 😋😋😋
Ampiarahana am jus na bierre kely de hmmmm
😉😀

Hey oh! Misokatra ho antsika ny terrain de pétanque manara-penitra ety an 😉🤗🍕🍕Vao2 hafa : Pizza matsiro beee 😋😋😋Rhum arr...
16/04/2022

Hey oh! Misokatra ho antsika ny terrain de pétanque manara-penitra ety an 😉🤗🍕🍕
Vao2 hafa : Pizza matsiro beee 😋😋😋
Rhum arrangé de qualité milay bee 😇😝
👉Dimanche et lundi de pâques
Ndao e !


Address

Tsiho Garden Miadanadriana Faratsiho
Faratsiho

Opening Hours

Friday 15:30 - 20:30
Saturday 15:00 - 20:30
Sunday 15:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiho Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share