03/03/2026
Formation chocolat ao anatin’ny iray andro fotsiny
Ny faha 20 Mars 2026 , amin’ny 9 ora hatramin’ny 4 ora
Hianarana manomboka amin’ny akora fototra
Toerana ato @ Restaurant Le Plaisir du Goût Fenoarivo Avaratra Farafangana
Sarany sahaza ny rehetra amin’ny 40.000 ar
Fisoratana anarana misokatra isan’andro na miantso ny 0343910478 na afaka manoratra hafatramiafina ( MP )
Toerana voafetra
Miavia maro fa sambany io , ary azo atao vadin’asa tsara.