01/10/2023
📌ASTUCE
FOMBA AFANTARANA FA FENO NA TAPANY NY BOUTEILLE GAZ ‼
Tandremo ! Aza ahontsana ilay bouteille.⚠️
Tondrao rano mangatsiaka ny vatany manotolo, afaka fotoana fohy dia, miha maina ny tapany ambony izay "vide" Ary mijanona ho mando kosa ny tapany ambany
Io tapany mandomando io no mamaritra ny fatrany GAZ sisa tavela ao anatiny.
Maro isika no manontsana azy rehefa te hafantatra ny fatra sisa ao anatiny nefa tadidio fa mampididoza izany Ary mety ahafaty !⚠️⚠️⚠️
Amparitao fa ny fanaparitahanao ity dia mety hanavotra ain'olona maro
Page Tsetsatsetra tsy aritraa