Soamiditra, Le Bazar du Quartier

Call Directions Contact the business

Soamiditra, Le Bazar du Quartier Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soamiditra, Le Bazar du Quartier, Restaurant, Ambendrana, Antsohihy.

đŸ”„ Restaurant | Bar | KaraokĂ© đŸ”„
Un lieu convivial pour manger, se dĂ©tendre et chanter entre amis ou en famille. 💃
SpĂ©cialitĂ©s malagasy, sambos croustillant et grillades. 🍱🍜
Espace disponible pour mariages, anniversaires et Ă©vĂ©nements privĂ©s. đŸ’đŸ„€

Misy formation na atelier kasainareo hatao ve eto Antsohihy?Ato amin’ny Soamiditra – Le Bazar du Quartier dia afaka mand...
23/09/2026

Misy formation na atelier kasainareo hatao ve eto Antsohihy?

Ato amin’ny Soamiditra – Le Bazar du Quartier dia afaka mandamina ny toerana araka izay ilainareo no sady afaka manamboatra sakafo ihany koa.

Ho an’ny formation, atelier, rĂ©union na petit sĂ©minaire, tongava ao amin’ny Soamiditra.

📍 Ambendrana – Antsohihy chez Leon Mananjara
📞 032 04 453 61 | 038 49 955 89 | 038 97 856 41

LE SECRET D’UN BON MINE-SAO ?Vao mahita azy dia noana! 😋📍 SOAMIDITRA – Le Bazar du QuartierAmbendrana, chez LĂ©on Mananja...
18/09/2026

LE SECRET D’UN BON MINE-SAO ?
Vao mahita azy dia noana! 😋

📍 SOAMIDITRA – Le Bazar du Quartier
Ambendrana, chez Léon Mananjara

☎ 038 49 955 89
☎ 038 97 856 41
☎ 032 04 453 61

26/08/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! ZiĂ  Don, AĂŻcha Mendoza

🚹 FILAZANA 🚹Mety hahatonga anareo haniry hanao ny mariazinareo ao amin’ny SOAMIDITRA koa izao sary sy fahatsiarovana an’...
21/08/2026

🚹 FILAZANA 🚹

Mety hahatonga anareo haniry hanao ny mariazinareo ao amin’ny SOAMIDITRA koa izao sary sy fahatsiarovana an’ireto mpivady vao ireto ! 😍💍

Nataon’izy ireo taminay ny fankalazana ny mariazin’izy ireo
 ary namorona fahatsiarovana mahafinaritra sy tsy hay hadinoina izy ireo. ❀

đŸ‘°đŸœâ€â™€ïžđŸ€”đŸœâ€â™‚ïž Arahabaina indrindra ry mpivady vao !
Misaotra anareo nisafidy ny Soamiditra, Le Bazar du Quartier hankalazana ity fotoana miavaka ity. đŸ„‚

Ary ny anareo roviana ? đŸ‘€â€ïž
Tongava aty aminay, fa omaninay sy karakarainay daholo izay ilainareo amin’ny fotoana manokana !

🎉 Mariage ‱ Anniversaire ‱ BaptĂȘme ‱ Communion ‱ RĂ©ception ‱ CĂ©rĂ©monie ‱ ÉvĂ©nement privĂ© ‱ Soutenance ‱ Atelier de formation ‱ sns.

👉 Manaova tahaka azy ireo : fidio ny SOAMIDITRA ho an’ireo fotoana sarobidy eo amin’ny fiainanareo. ❀

📍SOAMIDITRA, LE BAZAR DU QUARTIER AMBENDRANA, CHEZ LÉON MANANJARA
☎ 038 49 955 89
☎ 038 97 856 41
☎ 032 04 453 61

Mirary fety sambatra sy feno hafaliana ho antsika rehetra amin’izao Fetin’ny Fahaleovantena izao đŸ‡Č🇬
26/06/2026

Mirary fety sambatra sy feno hafaliana ho antsika rehetra amin’izao Fetin’ny Fahaleovantena izao đŸ‡Č🇬

đŸ€« Ireto avy ny karazan’ny client makaty aminay:👉 Ireo mipetraka amin’izay latabatra malalaka hitany.👉 Ary ireo mitsikilo...
24/06/2026

đŸ€« Ireto avy ny karazan’ny client makaty aminay:

👉 Ireo mipetraka amin’izay latabatra malalaka hitany.
👉 Ary ireo mitsikilo aloha hoe mbola malalaka ve ilay latabatra fandehanany.

Raha izaho manokana aloha an, rehefa tsy eo amin’ilay latabatra tiako indrindra aho dia toa tsy ao mihitsy. 😄

Ny Ă©quipe ao amin’ny Soamiditra, Le Bazar du Quartier koa dia samy manana ny zorony sy ny latabatra tiany ny tsirairay.

Ary ianao?

👇 Laharana firy ny latabatra tianao indrindra ato aminay?

Lazao aminay ao amin’ny commentaire anie e. 😊

Aza adino fa misy Opération Soupe Tamatave 20.000Ar miaraka amin'ny boisson STAR Pm iray hatramin'ny 30 Jona 2026.

Alaivo sary an-tsaina kely anie ity andro mangatsiaka ity e, mihinana soupe tamatave no sady mijery amin'ny écran géant... Wazalah e!

🚚 Manao Livraison à domicile koa zahay o

📍Toerana : SOAMIDITRA, LE BAZAR DU QUARTIER AMBENDRANA, CHEZ LÉON MANANJARA ANTSOHIHY
Antsoy:
☎ 038 49 955 89
☎ 038 97 856 41
☎ 032 04 453 61




















Envie d’un repas qui rĂ©chauffe le cƓur et rĂ©gale les papilles ?Venez dĂ©couvrir notre OpĂ©ration Soupe TAMATAVE  chez SOAM...
22/06/2026

Envie d’un repas qui rĂ©chauffe le cƓur et rĂ©gale les papilles ?
Venez dĂ©couvrir notre OpĂ©ration Soupe TAMATAVE chez SOAMIDITRA – Le Bazar du Quartier et savourez un bol gĂ©nĂ©reux, prĂ©parĂ© avec soin pour vous offrir un vĂ©ritable moment de gourmandise. 🍜

📅 Du 22 au 30 juin
💰 20 000 Ar seulement (boisson PM incluse)
📍 SOAMIDITRA – Le Bazar du Quartier Ambendrana Antsohihy chez LÉON Mananjara
☎ 038 49 955 89
☎ 038 97 856 41
☎ 032 04 453 61

❀ Invitez vos proches et partagez un dĂ©licieux moment en famille, entre amis ou entre collĂšgues. Nous avons hĂąte de vous accueillir !

âšœ Vivez la Coupe du Monde chez SOAMIDITRA !đŸ“ș Matchs en direct sur grand Ă©cranđŸŽ€ KaraokĂ© Ă  l’étageđŸ» Boissons fraĂźches🍗 Tsa...
12/06/2026

⚜ Vivez la Coupe du Monde chez SOAMIDITRA !

đŸ“ș Matchs en direct sur grand Ă©cran
đŸŽ€ KaraokĂ© Ă  l’étage
đŸ» Boissons fraĂźches
🍗 Tsakitsaky party

Entre amis ou en famille, venez partager l’émotion du football dans une ambiance conviviale.

📍 SOAMIDITRA, LE BAZAR DU QUARTIER AMBENDRANA, CHEZ LÉON MANANJARA
☎ 038 49 955 89
☎ 038 97 856 41
☎ 032 04 453 61


đŸ‡Č🇬 J-24 avant le 26 juin !Les prĂ©paratifs commencent chez , Le Bazar du Quartier 😉 Que vous cĂ©lĂ©briez en famille, entre ...
02/06/2026

đŸ‡Č🇬 J-24 avant le 26 juin !

Les prĂ©paratifs commencent chez , Le Bazar du Quartier 😉

Que vous cĂ©lĂ©briez en famille, entre amis ou entre collĂšgues, nous sommes prĂȘts Ă  vous accompagner avec des plats savoureux prĂ©parĂ©s avec soin.

đŸœïž Les prĂ©-rĂ©servations pour le 26 juin sont dĂ©sormais ouvertes.

📞 RĂ©servez dĂšs maintenant pour garantir votre commande et profiter pleinement de cette journĂ©e de fĂȘte.

✹ Parce que les plus beaux moments se partagent autour d’une bonne table.

👇 Sondage du jour :

Quel plat ne doit absolument pas manquer sur votre table le 26 juin ?

❀ Ravitoto sy henakisoa
👍 Crabe au coco
😼Poulet au coco
đŸ„° Crevette sauce

RĂ©pondez en commentaire avec votre choix ou ajoutez votre plat prĂ©fĂ©rĂ© ! đŸ‡ČđŸ‡ŹđŸœïž

Address

Ambendrana
Antsohihy
407

Telephone

+261320445361

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soamiditra, Le Bazar du Quartier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soamiditra, Le Bazar du Quartier:

Shortcuts

Share

Category