OZ Kultur Hub

OZ Kultur Hub Plateforme culturelle dédiée à l’émergence des talents Malagasy

Tonga dia amboary.dieny izao programa ny mpankafy Fara Gloum Andria
24/08/2026

Tonga dia amboary.dieny izao programa ny mpankafy Fara Gloum Andria

Ho any izay mpankafy mozika    ty bon plan afterwork Lazao daholo ny akama fa Malalaka ny toerana 💯
24/08/2026

Ho any izay mpankafy mozika ty bon plan afterwork

Lazao daholo ny akama fa Malalaka ny toerana 💯

‼️‼️Ho antsika mpankafy mozika acoustique 🎸🎸

👉🏻👉🏻 Aza adino fotoanantsika zoma ho avy izao ao amin’ny Peace and Mood Immeuble SUPERMAKI Amboditsiry

❌❌ Programa milay be amin’io
💯 Fara Gloum Kanto hihira ho anao
en live
💯Fara Gloum Andria hitendry ho anao izay hira tianao
💯Fara Gloum afaka manao duo miaraka aminao

📣📣AIZA INDRAY NO HISY OHATRANY ZAO

⚠️ Tsy misy vidim-pidirana fa consommation sur place amin’ny vidiny mirary no ataonao

☎️038 68 189 53

04/07/2026
02/01/2026

🎧DJANATT I Tsy fahareseko

29/12/2025

Vokatra milay be, ho afa-po tanteraka ianareo mpankafy.

🎶 Album en clé USB
👕 T-shirt Valahara
En vente le 3 janvier 2026→GARAGE ROCK CAFE

23/12/2025
Valahara
18/12/2025

Valahara

VITA NY ALBUM !!!
🔥🔥"HAIZINA SY HAZAVANA"🔥🔥
Manasa antsika rehetra ho avy amin'ity andro lehibe sy manan-tantara ity 😉
-Ao Rock Café Ampasanimalo @ 03/01/2026 - .
(Tsy misy vidim-pidirana)


15/12/2025

Mandresy Jboys @

Address

Amboditsiry
Antsirabe
00101

Telephone

+261342240216

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OZ Kultur Hub posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OZ Kultur Hub:

Shortcuts

Share