Ny Soa Resto

Ny Soa Resto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Soa Resto, Restaurant, Près BFV Ambohimena, Antsirabe.

Mini Resto & Fast Food specialité fromagère 🥰
Suggestion du plat: Pizza be Fromage 🧀
Ouvert du lundi au Samedi, 11h30-20h
Fermeture Hebdomadaire :Dimanche
Ambohimena près BFV
Livraison possible
📞034 53 457 13

Olona 3 ianareo? vola anefa 1 ihany?afaka maka 3 en 1 zan dia samy misafidy pizza izay tiany 🥰sur place ou à livrer 034 ...
04/09/2026

Olona 3 ianareo? vola anefa 1 ihany?

afaka maka 3 en 1 zan dia samy misafidy pizza izay tiany 🥰

sur place ou à livrer

034 53 457 13

volana vaovao, motivation vaovao 💥ezaka vaovao, ary tanjona vaovao💥irarianay mba ho tsara ity volana ity 🥰🥰
01/09/2026

volana vaovao, motivation vaovao 💥
ezaka vaovao, ary tanjona vaovao💥
irarianay mba ho tsara ity volana ity 🥰🥰

hello hello, 💥androany izahay amin’ny 04 ora sasany vao misokatra anh 🥰, exception kely fotsinyamin’ny 05 hatramin’ny 08...
14/08/2026

hello hello,
💥androany izahay amin’ny 04 ora sasany vao misokatra anh 🥰, exception kely fotsiny
amin’ny 05 hatramin’ny 08 ora ny livraison 💥

coucou les follower 🥰Nanana vahiny mamikely nandalo anie izahay dia faly be mihitsy e🥰olona tsotra kely 🤩,tena manjakely...
28/07/2026

coucou les follower 🥰

Nanana vahiny mamikely nandalo anie izahay dia faly be mihitsy e🥰
olona tsotra kely 🤩,tena manjakely 😍,matotra kely 😅🥰❤️

iza ary ilay olona io apivaony io ooo?

21/07/2026

Valin’ny lalao espagne vs argentine

Olona 2 mahazo pizza gm au choix

iza ny équipe alainareo???alefaso ary ny pronostic fa izay olona 2 mahita valiny marina (commentaire tsy modifiée)dia ah...
18/07/2026

iza ny équipe alainareo???

alefaso ary ny pronostic fa izay olona 2 mahita valiny marina (commentaire tsy modifiée)dia ahazo PIZZA gm 🥰 avy aty aminay,
manakery hatramin’ny alahady @9 ora alina ny fara-fandraisana anjara

fepetra raha te handray anjara:

1-asio j’aime ny pejy (abonné ianao)
2-mentioneo olona 2 handray anjara
3- firy sy firy ny score pronostic anao

bonne chance ❤️❤️

🥰🥰🥰🥰🥰
01/07/2026

🥰🥰🥰🥰🥰

mirary ny malagasy rehetra mba sami ho tahin’Andriamanitra eee🥰Misokatra izahay dia manao livraison ihany kou androany 0...
26/06/2026

mirary ny malagasy rehetra mba sami ho tahin’Andriamanitra eee🥰
Misokatra izahay dia manao livraison ihany kou androany

034 53 457 13

🎉Manaova fety sambatra daholo eee🎉Izahay ravoravo fa malagasy ee🇲🇬🇲🇬
25/06/2026

🎉Manaova fety sambatra daholo eee🎉

Izahay ravoravo fa malagasy ee🇲🇬🇲🇬

aza adino manao mafana tsara fa mangatsika anie ny andro eee🥱Misokatra izahay hatramin’ny 09 ora alina anh service de li...
25/06/2026

aza adino manao mafana tsara fa mangatsika anie ny andro eee🥱

Misokatra izahay hatramin’ny 09 ora alina anh

service de livraison hatramin’ny 08 ora alina

📞📞 034 53 457 13

Address

Près BFV Ambohimena
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 11:00 - 20:00
Tuesday 11:00 - 20:00
Wednesday 11:00 - 20:00
Thursday 11:00 - 20:00
Friday 11:00 - 20:00
Saturday 11:00 - 20:30

Telephone

+261345345713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Soa Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category