JOY Manger sain avec des produits frais. ��������

Eny tompokoMisokatra fona isika mandritry ny fetin ny hasaramanitra🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Tonga fa homena anareo hatrany ilay tsiro t...
25/06/2026

Eny tompoko
Misokatra fona isika mandritry ny fetin ny hasaramanitra🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tonga fa homena anareo hatrany ilay tsiro tsy manampaharo atobamin ny JOY
Afaka manao livraison fona koa isika🚴🚴🚴🚴🚴🚴

Hey les Food LoversIty indray ary ilay Fat BoyBig Burger beNy ao anatiny ve??Big steak,oeuf,salade,frite,sauce,fromage🍔1...
18/06/2026

Hey les Food Lovers
Ity indray ary ilay Fat Boy
Big Burger be
Ny ao anatiny ve??
Big steak,oeuf,salade,frite,sauce,fromage🍔
17.000Ar dia arahana jus offerte hitelomana azy❤️❤️❤️❤️
Aty amin ny JOY ato amin ny Hôtel Prisme Antsirabe antsinanan ny gare no misy azy❤️❤️❤️❤️
Afaka manao livraison fona tsika❤️🚴🚴🚴🚴🚴🚴

Somary mangatsiaka ilay ririnina☺️☺️☺️Eny,misokatra isika du Mercredi au LundiTongava indray fa homena tsiro miavaka hat...
10/06/2026

Somary mangatsiaka ilay ririnina☺️☺️☺️
Eny,misokatra isika du Mercredi au Lundi
Tongava indray fa homena tsiro miavaka hatrany nareo
Ity ilay Soupe Gourmande 12K Ar
Mbola maro ny plat izay efa nahafataranareo ny JOY hatramin izay ka manasa anareo ndray ny ekipa.Afaka manao livraison fona koa isika🚴🚴🚴🍔🥩🍗🍖🍔🌭🥪🍟🍕🫔🌮🥙🌯🥘🍝🥗🍲🍛🍜

13/03/2026

Mitsanitsanika mitsy izy zany zareo ahh 🤤
Merci be an'zareo nicommande an'reto fa tena hummmmm de rampitso ny fotoana ary ny recuperation eh 🤤 oka ftsn 😍
Prix : #45.000ar 🤯


🙄

Tongava tongava fa karakarainay milay eh ❤️🤗
18/12/2025

Tongava tongava fa karakarainay milay eh ❤️🤗

Address

Antsinanan'ny Gare
Antsirabe
110

Telephone

+261329136302

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JOY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share