05/04/2024
🧀Fromage Artisanal 🧀, ‼️Vakio tsara‼️
🎇Araraoty fa 22 000ar fotsiny ny KG Fromage Artisanal 😁🧀 fa efa hiakatra amin'ny tena vidiny izy izao mantsy.
➡️ 22 000ar = 1KG
➡️ 14 000ar = 500g
➡️ 16 000ar = 600g
▶️ Efa misy koa ny FROMAGES AUX HERBES DE PROVENCE sy FROMAGE À L'AILE 🧀
➡️ 34 000ar = 1kg
➡️ 19 000ar = 500g
➡️ 22 000ar = 600g
⛔NB:-Mahery daholo ny anay ny fromages fa tsisy latsaka no tsisy pile koa.
- Misy ny masaka be, misy ihany koa ny masaka tsara araky izay tinareo.
-Fa ny Masaka be dia manatombo ny vidiny.
🚲LIVRAISON À DOMICILE ho an'Antsirabe avec frais 2 000ar et 3 000ar selon ny toerana.
🚖Mandefa faritra rehetra 😊
➡️2 avant ny commande an
➡️Contact : 038.89.428.61 et 034.41.582.72