Taralila restaurant

Taralila restaurant 📌 Taralila Restaurant – Un goût unique, une expérience inoubliable.

Venez découvrir notre menu ! 🤩🔥

📍 En face du Jardin des problèmes
🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi
⏰ De 10h30 à 21h00
☎️ +261346424375

Le restaurant restera fermé jusqu’à nouvel ordre.Merci de votre compréhension et de votre fidélité. 🤍
16/10/2025

Le restaurant restera fermé jusqu’à nouvel ordre.
Merci de votre compréhension et de votre fidélité. 🤍

Douceur glacée, fraîcheur fruitée. Notre fraîcheur d'Antsirabe 🍧🍓🍉🍌🍍
24/09/2025

Douceur glacée, fraîcheur fruitée. Notre fraîcheur d'Antsirabe 🍧🍓🍉🍌🍍



Bonne semaine ❤️ On est ouvert aujourd'hui !📍 En face du Jardin des problèmes🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi ⏰ De 10h30 à...
22/09/2025

Bonne semaine ❤️ On est ouvert aujourd'hui !

📍 En face du Jardin des problèmes
🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi
⏰ De 10h30 à 21h00
☎️ +261344298261



🎉 Team Pizza no naharesy fa misy zavatra hafa maro isan-karazany ihany koa ato @ Taralila restaurant 💁😉Tongava mitsidika...
19/09/2025

🎉 Team Pizza no naharesy fa misy zavatra hafa maro isan-karazany ihany koa ato @ Taralila restaurant 💁😉

Tongava mitsidika dia araho tsy tapaka ny pejy. 💓



Team Pizza  🍕 ou Team Burger & frites 🍔🍟 ?? 📌 Ataovy ao  ny valin-teninao. Misy ato aminay daholo izy roa ireo 😍
17/09/2025

Team Pizza 🍕 ou Team Burger & frites 🍔🍟 ??

📌 Ataovy ao ny valin-teninao.

Misy ato aminay daholo izy roa ireo 😍



Passez une bonne semaine ❤️ 📍 En face du Jardin des problèmes🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi ⏰ De 10h30 à 21h00☎034 42 98...
15/09/2025

Passez une bonne semaine ❤️

📍 En face du Jardin des problèmes
🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi
⏰ De 10h30 à 21h00
☎034 42 982 61 61

Anisany partenaire officiel amin'ity hetsika ity ny Taralila restaurant 🤩📌 Hisy " Live prévente" iarahana @ Mahyen Lesy ...
12/09/2025

Anisany partenaire officiel amin'ity hetsika ity ny Taralila restaurant 🤩

📌 Hisy " Live prévente" iarahana @ Mahyen Lesy III ao @ pejin'ny Taralila évènementielle - Agence Antsirabe amin''ny sabotsy ho avy izao @ 07 ora hariva. 🥰

📢 Tonga ity ilay fotoana e !
🔥 CABARET iarahana amin'i Nate Tex

📍 Ao @ Arotel Antsirabe
📅 Ny zoma 26 Septambra 2025
🕥 @ 07ora sasany

🪪 Ny tapakila dia azonao jifaina eny amin'ireto toerana manaraka ireto :

👉 Arotel Arospa Antsirabe
👉 Chantilly.mg
👉 Grillaro Antsirabee
👉 Escale Pâtisserie Antsirabee
👉 Taralila restaurant

📌 Tagueo ny namanao dia fandrio dieny zao ny toerana e 😉

📌 Araho tsy tapaka ny pejy

📍 Antsirabe Madagascar



Tsy noana ve oooo 🥴😋Raha mitady toerana sady calme no misy sakafo matsiro dia aza mitady lavitra fa tonga ato Taralila r...
11/09/2025

Tsy noana ve oooo 🥴😋

Raha mitady toerana sady calme no misy sakafo matsiro dia aza mitady lavitra fa tonga ato Taralila restaurant ✨

📌 Misokatra izahay izao

📍 En face du Jardin des problèmes
🗓️ Ouverture : Lundi au Samedi
⏰ De 10h30 à 21h00
☎️ 034 42 982 61


Efa mafana ny andro e ?? 🌞 Fotoanany mihitsy izao hanaovana sortie kely miaraka @ olon-tiana, namana, fianakaviana 😻🍃🌻Me...
09/09/2025

Efa mafana ny andro e ?? 🌞 Fotoanany mihitsy izao hanaovana sortie kely miaraka @ olon-tiana, namana, fianakaviana 😻🍃🌻

Mety be amin'izany ireto apéro anay ireto 😋 na picnic, na soirée, na anniversaire, na pro ato @ Taralila restaurant , ... Na pro ciné ihany koa aza 😍 sns ...

Tsy itanareo oe tena ho tsara sahady ve ny fiarahana na dia ilay sakafo fotsiny aza no jerena ??

📌 À commander à l'avance, s'il vous plaît 🤗

Iza ilay namanao tokony hanao pro hiaraka aminao ?? Tagueo ao @ commentaire ry zareo 😻

📌 Antsirabe Madagascar



Aiza ianao no hisakafo atoandro androany ?? Ato @  Taralila restaurant ?? 🤭😋😍Misokatra izahay an 😊 sady misy sakafo mala...
04/09/2025

Aiza ianao no hisakafo atoandro androany ?? Ato @ Taralila restaurant ?? 🤭😋😍

Misokatra izahay an 😊 sady misy sakafo malagasy ihany koa ato aminay 😋

📌 Antsirabe Madagascar



Address

Rue Rosas
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 10:30 - 21:00
Tuesday 10:30 - 21:00
Wednesday 10:30 - 21:00
Thursday 10:30 - 21:00
Friday 10:30 - 21:00
Saturday 10:30 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taralila restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category