Zakaranda Restaurant

Zakaranda Restaurant spécialité: soupe et divers plats. Se trouvant à 100m au nord du tribunal d’ antsirabe, côté gauche.

Zany aloha ny riz cantonais beeeee😩 rehefa tsy hay izay hataonao  sakafo, zakaranda manome toky 😘 Livraison: 034 64 786 ...
19/09/2026

Zany aloha ny riz cantonais beeeee😩 rehefa tsy hay izay hataonao sakafo, zakaranda manome toky 😘

Livraison: 034 64 786 77

Coucou ozizy ny burger+ frites 🍟😉😘 Livraison: 034 64 786 77 Aty   fa tongava malaky 😉
18/09/2026

Coucou ozizy ny burger+ frites 🍟😉😘
Livraison: 034 64 786 77

Aty fa tongava malaky 😉

Sode hatao hena be otrizao tode côte pané 😩 otrizao aloha hitsenana ny week-end Livraison : 034 64 786 77
18/09/2026

Sode hatao hena be otrizao tode côte pané 😩 otrizao aloha hitsenana ny week-end

Livraison : 034 64 786 77

Amle mahavoky no tadiavinao ve 😏 zany aloha ny akoho beee😽 miaraka amin’ny vary 🔥 afaka aty aminay no mihinana anazy afa...
17/09/2026

Amle mahavoky no tadiavinao ve 😏 zany aloha ny akoho beee😽 miaraka amin’ny vary 🔥 afaka aty aminay no mihinana anazy afaka hatao livraison koa

Tongava fa misy hisafidianana ao😉

Livraison: 034 64 787 77
032 47 844 33

Tsy asiana Pizza hena be PM 🍕, sy labiera kely bien glacée ve amizao andro mafana zao 😉  Tode livrenay anie raha tsy afa...
16/09/2026

Tsy asiana Pizza hena be PM 🍕, sy labiera kely bien glacée ve amizao andro mafana zao 😉
Tode livrenay anie raha tsy afaka makaty e😉😏

Livraison : 034 64 786 77
032 47 844 33

Coucou 👋 😉 Tsenaina am burger aloha ianareo androany😏 Ilay andro koa mafana be de ampiarahanay jus ilay izy 😩 Manao livr...
16/09/2026

Coucou 👋 😉
Tsenaina am burger aloha ianareo androany😏
Ilay andro koa mafana be de ampiarahanay jus ilay izy 😩

Manao livraison ihany koa 😁
Livraison : 032 47 844 33
034 64 786 77

Mirary herinandro tsara Be ho antsika rehetra ☺️😍☎️034 64 786 77☎️032 47 844 33
14/09/2026

Mirary herinandro tsara Be ho antsika rehetra ☺️😍

☎️034 64 786 77
☎️032 47 844 33

Elaela tsika tsy nanao promo ,ho avy eo iany fa aza miala …Fa androany alo ny livraison no ataotsika GRATUITE,ieee  grat...
27/08/2026

Elaela tsika tsy nanao promo ,ho avy eo iany fa aza miala …

Fa androany alo ny livraison no ataotsika GRATUITE,ieee gratuite ny livraison rehefa maka pizza GM ianao ..
Axe Atsimo :Ambohimena farany alavitra
Axe Avaratra :Tombotsoa Barrière
Axe Andrefana :Tsivatrinikamo
Akoatra ireo dia afaka miresaka amin’ny hafatra miafina
☎️ 034 64 786 77
☎️032 47 844 33

Izy ity moa ry zareo dia sakafo karakarana am-pitiavana be ❤️❤️Ka manasa anareo am-panajana mba iara omana aminay aty am...
23/08/2026

Izy ity moa ry zareo dia sakafo karakarana am-pitiavana be ❤️❤️
Ka manasa anareo am-panajana mba iara omana aminay aty amin'ny zakaranda restaurant 😘😘 fa ho raisinay ianareo ary ho karakarainay 🙏🙏

Bisous be ho anareo mpanjifa hajaina ❤️

Misokatra anio manomboka 11h30 - 21h
Livraison disponible: 0346478677 na 0324784433

Zany indray ny tacos beuh aryyy!!!
20/08/2026

Zany indray ny tacos beuh aryyy!!!

Address

24 B 42 C Rue Albert Sarrault
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 11:30 - 21:00
Wednesday 11:30 - 21:00
Thursday 11:30 - 21:00
Friday 11:30 - 21:00
Saturday 11:30 - 21:00
Sunday 11:30 - 21:00

Telephone

+261324784433

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zakaranda Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zakaranda Restaurant:

Shortcuts

Share

Category