Amboara soupe

Amboara soupe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amboara soupe, Restaurant, Antsirabe.

05/03/2023
Miarahaba n mpanaraka Page Amboara soupe! Ity n menu vaovao mis ato aminayTSA -TSIOU Prix: 5000Ar/100g
13/02/2023

Miarahaba n mpanaraka Page Amboara soupe! Ity n menu vaovao mis ato aminay
TSA -TSIOU
Prix: 5000Ar/100g

Soupe spécial Tamatave🍜     Mine sao spécial🍝Betsaka no efa nanandrana, ary betsaka no efa nahazo fahafaham-po...😋Mbola ...
30/01/2023

Soupe spécial Tamatave🍜
Mine sao spécial🍝

Betsaka no efa nanandrana, ary betsaka no efa nahazo fahafaham-po...😋

Mbola vonona ny hanome fahafaham-po anao hatrany izahay. Tongava fa sady tsara no matsiro ny sakafo,izay hitanao ato amin'ny Gargotte «Amboara soupe».

Toerana: Tsivatrinikamo- Apitan'ny CECAM
Tél:0380519177

~Afaka manao Livraison ihany koa izahay tompoko...

Misaotra indrindra tompoko!

👐Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2023!Amizao taom-baovao izao, dia miezaka hatrany izahay avy ato amin'ny ...
02/01/2023

👐Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2023!

Amizao taom-baovao izao, dia miezaka hatrany izahay avy ato amin'ny Amboara soupe ny hanome fahafam-po anareo...

Betsaka ny karazan-tsakafo izay hitanao ato amin'ny Gargotte Amboara soupe Tsivatrinikamo-Antsirabe...

Anisan'izany ny:
*Mine sao 🍝: -spécial
-tsotra

*Soupe Tamatave🍜: -spécial
-Garnie
-Atody
-tsotra
Misy ihany koa ny tsakitsaky isan-karazany tahakan'ny:
*Boulette chinoise
*Brochette viande, brochette boeuf🍡
*Misy ihany ny sambos sy naime sns...🍴

Afaka manao Livraison izahay , ka alefaso dien'izao ary ny commandenao...

Raha toa ka mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manontany ao amin'ny MP...

Misaotra mialoha tompoko💝

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:30 - 20:30
Tuesday 08:30 - 20:30
Wednesday 08:30 - 20:00
Thursday 08:30 - 20:30
Friday 09:00 - 20:30
Saturday 08:30 - 20:30

Telephone

+261380519177

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amboara soupe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category