YUMMY By Mirana Rakotonanahary

YUMMY By Mirana Rakotonanahary Grill'Aro bar à Salade est un établissement du Groupe Grill'ARO, spécialisé dans les variétés

Mahafinaritra oa 🙆🤤🥵🥵🥵🥵.... Tongava tongava daholo ➡️ misokatra izahay an😉 mardi hatramin'ny dimanche ⌚ 8h à 21h
25/11/2023

Mahafinaritra oa 🙆🤤🥵🥵🥵🥵.... Tongava tongava daholo ➡️ misokatra izahay an😉 mardi hatramin'ny dimanche ⌚ 8h à 21h

Jereo anie e👀👀👀...CRABE BE🤭🤤♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️Tena matsiro an🥵🥵🥵🥵Tongava daholo fa misokatra izahay hatramin '...
21/11/2023

Jereo anie e👀👀👀...CRABE BE🤭🤤♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Tena matsiro an🥵🥵🥵🥵
Tongava daholo fa misokatra izahay hatramin 'ny 21h ☺️😉😘
➡️ vatofotsy en face fjkm Kamafa

Mankasitraka foana amin'ny fahatongavanareo 🥰🥰🥰 Manasa izay mbola tsy nandalo Ary fa misokatra izahay e😉😘☺️
17/11/2023

Mankasitraka foana amin'ny fahatongavanareo 🥰🥰🥰

Manasa izay mbola tsy nandalo Ary fa misokatra izahay e😉😘☺️

Misokatra izahay an🥰 sady mafana bé ilay andro 🥵 Mila Mila milkshake bien glacé izany e🤭🤤🤤🤤.... 📥 Vatofotsy en face fjkm...
15/11/2023

Misokatra izahay an🥰
sady mafana bé ilay andro 🥵 Mila Mila milkshake bien glacé izany e🤭🤤🤤🤤....
📥 Vatofotsy en face fjkm Kamafa
📥 du mardi au dimanche
📥de 8h à 21h

Pour booster votre journée 💪🥰☺️
14/11/2023

Pour booster votre journée 💪🥰☺️

Tsy misokatra izahay rehefa lundi fa mba repos an🥹 fa demain isika Dia efa ao indray 🥰 💌 📥vatofotsy en face fjkm Kamafa ...
13/11/2023

Tsy misokatra izahay rehefa lundi fa mba repos an🥹
fa demain isika Dia efa ao indray 🥰
💌 📥vatofotsy en face fjkm Kamafa vatofotsy☺️
💌📥8h à 21h😉
💌📥mardi au dimanche 😌

Salama e😊 misokatra izahay anio ariva an🔥❤️ tongava daholo mihinana goûté na Tonga Dia aty misakafo ariva e🥰🤗   en face ...
08/10/2023

Salama e😊 misokatra izahay anio ariva an🔥❤️ tongava daholo mihinana goûté na Tonga Dia aty misakafo ariva e🥰🤗 en face fjkm Kamafa

Aza taraiky Ary e, misokatra izahay a😚 mitohy foana ny offre 🥰▶️▶️▶️ vatofotsy en face fjkm Kamafa 😉
05/10/2023

Aza taraiky Ary e, misokatra izahay a😚
mitohy foana ny offre 🥰
▶️▶️▶️ vatofotsy en face fjkm Kamafa 😉

Aoka izay , aoka izay ny régime ❌🤭  tsy mitsahatra manome offre ho anareo izahay ,izany indray Ary e🤤🤗 GRATIN VAKINANKAR...
03/10/2023

Aoka izay , aoka izay ny régime ❌🤭 tsy mitsahatra manome offre ho anareo izahay ,izany indray Ary e🤤🤗 GRATIN VAKINANKARATRA+ JUS : 7000ar fotsiny 😇😇😇🥵🥵🥵 aingana , aingana , tongava daholo🥰😘😉

Misokatra izahay anio an😊 vonona handray anareo hatrany ❤️ tongava daholo 😉😘
01/10/2023

Misokatra izahay anio an😊 vonona handray anareo hatrany ❤️ tongava daholo 😉😘

❌❌❌ PANINI AU POULET+ JUS DIA MBOLA + FRITE KOA❌❌❌❌ Ndao indray Ary🤤🤤🤤🤤 tongava tongava daholo daholo 🥰🥰🥰 fa raisinay am...
26/09/2023

❌❌❌ PANINI AU POULET+ JUS DIA MBOLA + FRITE KOA❌❌❌❌

Ndao indray Ary🤤🤤🤤🤤
tongava tongava daholo daholo 🥰🥰🥰
fa raisinay am-pitiavana bé 😉♥️🤗

Address

Vatofotsy
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 10:00 - 19:00
Tuesday 10:00 - 19:00
Wednesday 10:00 - 19:00
Thursday 10:00 - 19:00
Friday 10:00 - 19:00
Saturday 10:00 - 19:00

Telephone

+261347978400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YUMMY By Mirana Rakotonanahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category