01/09/2026
😍🔥 COUP DE CŒUR DE NOS CLIENTS ! 🔥😍
Misy plat iray tena anisan’ny tsy adinon’ny clients mihitsy rehefa tonga ato aminay… 🤤🍽️
🐟 TILAPIA SAUCE no resahina eto! 😋✨
Tilapia amin’ny kalitao tena tsara, miampy ny fikarakaran'ny chef azy miaraka amin'ny recette magique any tena vomaika … MIAMMMM BEUH ! 🤤🔥
Efa maniry hanandrana ve ianao? 😍
🚚 Hanaterana? Tsy misy olana!
📩 Alefaso dieny izao ny commande-nao, fa mba ataovy 2H mialoha⏰ mba hanananay fotoana hikarakarana tsara ny sakafonao! ❤️🍽️
📞 Contact : 034 13 055 84
👉 Andramo indray mandeha… dia mety ho lasa COUP DE CŒUR-nao koa! 😍🐟🔥