restaurant -barbecue SOOM

restaurant -barbecue SOOM Spécialité barbecue chinoise et coreenne, le gout authentique des epices chinoises

07/11/2025

Salama tompoko, maro ianareo any miantso manao commande sakafo fa tena miala-tsiny indrindra fa mbola mandamina azy izahay amzao, Mankasitraka indrindra tamin’ny fahatokisany 🙏❤️

Salama eh, Ho hoan’areo izay manam-baovao mahakasika ireto dia midira mp fa misy valisoa omena anareo 🙏Ary ny varavarana...
25/10/2025

Salama eh,
Ho hoan’areo izay manam-baovao mahakasika ireto dia midira mp fa misy valisoa omena anareo 🙏
Ary ny varavarana, pneus, sns… n’ilay Hyundai i30 izay voaroba tamin’ny alin’ny 25 Septembre, aoka mba hanolo-tena ianao ilay mécanicien tao nanao ny asa fandrobana manara-penitra an’ilay fiara fa aza miandry ho tongavana any antranonao.
Eto am-pamaranana, entanina isika rehetra mba tsy hividy halatra fa mahavoa anao izany 🙏 partage max s’il vous plaît 🙏

Salama tompoko, araka ny fampitam-baovao tato am Facebook, nohon’ny fiaraha-miasa avy aminareo dia efa misy toerana vits...
25/10/2025

Salama tompoko, araka ny fampitam-baovao tato am Facebook, nohon’ny fiaraha-miasa avy aminareo dia efa misy toerana vitsivitsy no fantatra fa nanafenan’ireo olon-doza ny entana tato amin’ny LA PLAZA DE LA FORTUNE.
Koa mantentana ianareo rehetra izay nividy entana halatra mba hanatitra izany eny amin’ny manam-pahefana akaiky anareo tsirairay avy fa raha hatratrarana izany dia ianareo no hibaby ny heloka rehetra.
Eo koa ianareo izay mpangalatra izay mbola mindongy mitazona ireo entana eny amin’ny toerana misy anareo, mba aleo manolo tena toy izay ho tratra any amin’areo ny entana
Farany dia Mankasitraka ianareo rehetra tamin’ny fampitam-baovao fa tena manampy anay izy ireny 🙏🙏 partage s’il vous plaît 🙏🙏

Salama daoly, mba iangavina izay olona mahalala ny tranon’ireo mpangalatra tato amin’ny domaine ny la plaza de la fortun...
23/10/2025

Salama daoly, mba iangavina izay olona mahalala ny tranon’ireo mpangalatra tato amin’ny domaine ny la plaza de la fortune na ( chinamall,soom,xinda, beaucoup de saveurs, housing,…..) mba hanoro ny mombamomba ireo fa omena valisoa tsy misy arakaraka fa fiaraha-miasa hitadiavana ireo olon-dratsy no tanjona, midira mp izay manam-baovao
Partage max 🙏

28/09/2025

Farany, Ho an’areo izay nangalatra entana rehetra tato aminay mba avereno moramora fa aza gaga sao dia ho hisy zavatra ahazo ny havanareo, partage max 🙏

27/09/2025

Mba hiangaviana ianareo rehetra izay nangalatra ireo entana tao am SOOM, china mall… mba hamerina moramora partage max 🙏

26/09/2025

Vraiment Madagascar, mon pays, la plupart des gens sont sauvages 😭😭😭😭 honte à nous 😭😭😭 tous nos efforts 🔥🔥🔥

25/09/2025

❌Aok’izay ny fitiavan-tenan’areo fa mijaly izahay miasa-tena ❌

Salama daoly eh🥰Izahay ato am SOOM dia tsy ho lany zava-baovao ho anareo mpankafy sakafo ato aminay 😇❤️Aiza no mety amin...
19/09/2025

Salama daoly eh🥰
Izahay ato am SOOM dia tsy ho lany zava-baovao ho anareo mpankafy sakafo ato aminay 😇❤️
Aiza no mety aminao ?😉
À livrer, emporter ou sur place 🥰
📍la plaza de la fortune Ankazomanga
Ouvert 7j/7j de 8h à 22h
Tel:
📞 032 89 683 76
📞 034 48 122 80

11/09/2025

Beauty SOOM cherche une prothésiste ongulaire🥰 disponible de suite sur tana 📍

06/09/2025

Bonjour,
On cherche un prothésiste ongulaire sur tana 📞0386038600

PIZZA 🍕 SOOM😋
05/09/2025

PIZZA 🍕 SOOM😋

Address

La Plaza De La Fortune Ankazomanga
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 08:00 - 22:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when restaurant -barbecue SOOM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share